aleo misoroka toy izay hihaka

1. xxx ( 25/02/2004 09:22)
mbo hisorohana @ vohoka tsy hirina d mangataka fanazavana momban`ny tokony atao.
marina fa eo ny fanabeazanaizana isan-karazany nefa raha misafidy ny tsy hanaraka an`ireny d ahona?
Mila confirmation zany za amin`ny resaka fanisana andro
Misaotra mialoha tompoko
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:17
2. xxx ( 25/02/2004 13:42)
aleo milamina tsara ianao aloha e, ny tiako tenenina dia tsy maitsy fantatrao tsara ny cycle nao na 24 na 30 na 35 sns, de ny fika iray koa dia aleo 1 na 2 andro aorian'ny fadimbolana ihnay ianao no manao firaisana ara-nofo mba ho malina tsara
3. fijo ( 26/02/2004 09:04)
raha iray andro izany mbola mety tratra ka.
4. xxx ( 26/02/2004 12:19)
en moyenne zany 35 fa ndraindray latsaka d ndraindray mihoatra
xxxx zany 1 na 2 andro zany v no tena sur ?
fijo, enao an!!!!!!
Mbo atoroy fika ranga fa mihodina eo nge ny kofiko e
5. ngama ( 26/02/2004 14:01)
Fa inona ny pb-nao mampiasa fomba fanabeazan'aizana ? izao lasa mivaky loha @ zavatra azo tsy ampiasaina loha fotsiny.
6. lema ( 26/02/2004 18:09)
mapiasa kapoty e!io ihany no itako fa tena sur
7. fijo ( 26/02/2004 19:16)
tsy mananihany aho,fa voalohany dia mampiasa kapoty ilay manify kely ireny.
faharoa dia azafady fa nafangaroko ny fadim bolana sy ny ovulation.
aorian'ny regle dia hafaka manao ianao mandritran'ny telo andro.
ary tereo tsara i lery fa lasa miodina eo tokoa an.
manorata amiko ao amin'ny namana fa atoroko fika hitazomana azy ianao.
8. xxx ( 27/02/2004 09:22)
Misaotra anareo @ toro hevitra e
saingy zao, zahay zany ra bofy efa mba kopy an`le adintsika tanora am`zao e, saingy izy tsy de mankasitraka an`le kapaoty ys ny sisa reny, d zay no otran`ny blem kely
9. psykatr ( 27/02/2004 17:13)
Rehefa tsy te hampiasa kapaoty dia mamiasà Pilule fa mety koa io!
Atelina toy ny fanafody rehetra dia milamina ny tany...
10. fijo ( 27/02/2004 19:36)
asa mihintsy izay tsy hitiavan'ny olona mampiasa kapoty fa tsy misy fahasamihafany anie io e.
11. jhouhlambout ( 28/02/2004 12:22)
Zay mint'ts, nofo samy nofo no tadiaviny fa tsy nofo sy latex.
12. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:04)
kao ohatran'ny mikiraro tsisy ba sy mikiraro misy ba io e.. rehefa zatra dia tsy mieritreritra hoe hoditra samy hoditra ...
13. xxx ( 01/03/2004 19:35)
MIsaotra nareo hatrany e
Atao ze mety kah
14. pitchou ( 01/03/2004 18:35)
ehhhh! raha mieritreritra ianao ry xxxxxx fa mety miodina ny kofinao nefa tsy hampiasa kapoty dia varavarana misokatra @ aretina izany! ny fikaotina andro tsy ho bevohoka aloha dia tsy sur à 100% mihitsy izany! ny fanabeazana aizana betsaka ny karazany saingy ny mety @ sasany mety tsy mety @ toe-batanao! saingy ireny rehetra ireny tsy misy mahasakana ny areti-mifindra afatsy ny kapoty!
mamanareo no tsy tia kapoty sa izy? raha mamanareo dia tsy izy akory no ho voa raha sanatria ... raha izy dia mihevera tena satria misalasala @ izy miodina sa tsia ianao nefa tsy misy fiarovana ataony ... dia ny fahasalamanao izany no atao enjeu e! saingy ... 1 mandeha ihany dia mety hanenenanao mandrakizay, ary mety tsy misy hevitra hiverenana intsony!
PS: tsy mpivarotra kapoty aho akory fa mitondra hevitra hisorohana ny areti-mandoza e!
15. fijo ( 02/03/2004 09:46)
pitchou mpivarotra kapoty,toa tsy ratsy kosa an?
fa mampiasa an'io fa tsy misy hanenenana e.
16. pitchou ( 02/03/2004 16:44)
fijo > ao fa omeko prix de gros ianao e ! mila firy isan-kerinandro? hihihihi! de le sahala @ ahoana no tianao? inona ny lokony, ny parfum, ny motif ...
17. fijo ( 03/03/2004 20:22)
aleo fa halefa ko ny komandy ary e.ih,ih,ih.
18. pitchou ( 03/03/2004 13:41)
hihihihihi!
19. xxx ( 03/03/2004 09:28)
pitchou misaotra e
Fijo> ahoana ny sansation an`ny bandy refa mampiasa kapaotye?
Misy fahasamihafany amin`ny tsy manao v?
sa otran`ny ahoana e?
20. pitchou ( 03/03/2004 17:59)
ka ny anao sy ny aminao moa izany no iamasoana sa ny an'ilay iray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232