aleo misoroka toy izay hihaka

21. fijo ( 04/03/2004 10:03)
asa aloha fa raha ilay manify tsy misy mahasamy hafa azy.fa raha ilay protector matevina be kosa tsy ao mihintsy ka.fa na izany aza aleo mampiasa ihany e.indray mandeha mibolila anie dia izay e.sao hanenina.
22. jhouhlambout ( 04/03/2004 19:49)
Ka zay mihintsy e, mba tsy hisy Fanenenana dia ampiasao ny kapoty!
23. fijo ( 05/03/2004 09:51)
sady efa manana mpivarotra isika ato.
24. ikaretsaka ( 05/03/2004 11:04)
ka izay .. rehefa mi plonge de manao casque ihany sao.. vaky loha eo
25. pitchou ( 05/03/2004 17:33)
rehefa milomano koa takiana ny bonnet ho fiarovana ny fahasalamanao sy ny fahasalaman'ny hafa e!
ary tsy mbola voaraiko ange ny komandin'i fijo e! d lasa sahady izy nanao démarcheur!
26. six ( 05/03/2004 19:21)
fa raha sarotra ateliina anie le bonnet, d pilina mety e, ts d maninn
27. pitchou ( 05/03/2004 14:51)
inona ity lazain'i six? angaha bonnet fihinana?
28. fijo ( 09/03/2004 10:29)
ka midemarche aloha vao mividy izay ahondrana ko.amin'izay tsy be stock
29. kitjo ( 10/03/2004 12:10)
iiihihih
30. fijo ( 11/03/2004 09:43)
ka tsy marina ve izany e.ilaozanareo miomehy fotsiny ko.
31. kitjo ( 11/03/2004 11:37)
eny ary e,ary aza masika rangah fa tsss
32. fijo ( 12/03/2004 10:10)
za nga masiaka,fa mba manontany ko.
33. kitjo ( 12/03/2004 13:20)
mampme le resak'i pitchou oe ngah bonnet fihinana ange e,nefa i six ty toa tsy hita hamaly azy
34. fijo ( 31/03/2004 21:32)
lasa seven i lery ko
35. kitjo ( 01/04/2004 16:17)
nitsambikina zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3089