possessif!
1. xxx
(
25/02/2004 16:23)
manimba fiarahana v kay ny diso possessif b loatra!?
d inn tokony atao!
d inn tokony atao!
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 20:29
4. hery
(
25/02/2004 19:01)
Tandremo fa mitarika fisarahana io matetika. Surtout rehefa miova ho hasarotam-piaro diso tafahoatra.
Ny olon-tianao mantsy matetika arakaraka ny hiarovanao azy no hitadiavany liberté... ka raha semporina be loatra izy dia manjary tena hanitatra hevitra lavitra loatra.
Ny olon-tianao mantsy matetika arakaraka ny hiarovanao azy no hitadiavany liberté... ka raha semporina be loatra izy dia manjary tena hanitatra hevitra lavitra loatra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 26/02/2004 07:01
5. fijo
(
26/02/2004 09:22)
tena loza be mihintsy fa efa niainako.vao mihodina dia taiza indray,nanao inona,niaraka tamin'iza.ratsy be fa miova dien'izao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/02/2004 09:22
6. voahary
(
26/02/2004 17:06)
koa na hipetra eo @ teorany aza tsy mamely io eh.... sao lasa pitapitapy eo dia avy manonofy azy mampirafy lava eo tsy lasa .... aleo ho libre ny fitiavana fa sao lasa an-katerena
7. six
(
26/02/2004 18:29)
ny olona samy manana ny liberté-ny, kenda be izy raha ho tazominao eo foana, tsy hoe tsy tia raha mande irery na hoatr'izany, marina fa hoe mifankatia fa izay fa tsy tokony ho gejaina be izany...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 18:29
8. fijo
(
26/02/2004 19:44)
izao e,mangala fotaka dia poreto ao anaty tanana,dia ho hitanao,fa hitady lalana hivoaka foana izy.dia toa izay koa izahay e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/02/2004 07:44
9. ccool
(
27/02/2004 20:11)
ratsy nb lay possessif b raha resaka fitiavana,aleo ny oul miaraka 2nao mba hanana ny liberteany fa hasina limite dol ny zavatra rehetra,...d ny confiance ao @nareo no mitondra an'io ,raha to enao ka possessif b @ny d midika zany fa tsy manana confiance @ny zany ianao,fa raha manana confiance enao @ny d tsy tokony ho possessif b,...nefa tsarovy fa ny relation raha te haharitra d ny onfiance no ataovy mafy tsara d avy eo mande ho azy ny sisa e,...bye bye
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 27/02/2004 20:11
10. sara
(
27/02/2004 09:50)
Misy kosa rangahy ny sasany manao abus de confiance a! izaho victime e! izaho tsy mba possessive izany taloha fa rehefa hitany hoe io fa nahatoky azy dia nararaotiny.
Méfiance ihany ry zavavy a
Méfiance ihany ry zavavy a
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/sara ny 27/02/2004 21:50
11. fijo
(
28/02/2004 20:11)
eny e,zavamisy izany,fa ilay fanagejana koa dia tena ratsy lavitra ny vokany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:11
12. ccool
(
28/02/2004 17:40)
sara.oul tsisy ilaivana azy zany fa mitadiava hafa e,indray enao manaiky azy d hoataony mandrakizay zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 28/02/2004 17:40
14. fijo
(
02/03/2004 12:00)
efa andron'ny fahalalahana izao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 12:00
15. six
(
02/03/2004 12:27)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:27
16. fijo
(
03/03/2004 09:27)
dia gejaina ve?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 09:27
17. mamps
(
12/03/2004 18:52)
milay kosa zany possessif zany ranga a!!! porofompitiavana tsisy otrzany sa aona ozy nareo?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mamps ny 12/03/2004 18:52
18. fijo
(
18/03/2004 10:54)
tia de managadra izany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 10:54
19. kitjo
(
18/03/2004 14:07)
ie tena porofompitiavana mitsy fa porofompitiavantena an
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 18/03/2004 14:07
20. fijo
(
19/03/2004 09:47)
izay marina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 09:47