possessif!
1. xxx
(
25/02/2004 16:23)
manimba fiarahana v kay ny diso possessif b loatra!?
d inn tokony atao!
d inn tokony atao!
répondu par kitjo le 26/03/2004 20:29
4. hery
(
25/02/2004 19:01)
Tandremo fa mitarika fisarahana io matetika. Surtout rehefa miova ho hasarotam-piaro diso tafahoatra.
Ny olon-tianao mantsy matetika arakaraka ny hiarovanao azy no hitadiavany liberté... ka raha semporina be loatra izy dia manjary tena hanitatra hevitra lavitra loatra.
Ny olon-tianao mantsy matetika arakaraka ny hiarovanao azy no hitadiavany liberté... ka raha semporina be loatra izy dia manjary tena hanitatra hevitra lavitra loatra.
5. fijo
(
26/02/2004 09:22)
tena loza be mihintsy fa efa niainako.vao mihodina dia taiza indray,nanao inona,niaraka tamin'iza.ratsy be fa miova dien'izao.
6. voahary
(
26/02/2004 17:06)
koa na hipetra eo @ teorany aza tsy mamely io eh.... sao lasa pitapitapy eo dia avy manonofy azy mampirafy lava eo tsy lasa .... aleo ho libre ny fitiavana fa sao lasa an-katerena
7. six
(
26/02/2004 18:29)
ny olona samy manana ny liberté-ny, kenda be izy raha ho tazominao eo foana, tsy hoe tsy tia raha mande irery na hoatr'izany, marina fa hoe mifankatia fa izay fa tsy tokony ho gejaina be izany...
8. fijo
(
26/02/2004 19:44)
izao e,mangala fotaka dia poreto ao anaty tanana,dia ho hitanao,fa hitady lalana hivoaka foana izy.dia toa izay koa izahay e.
9. ccool
(
27/02/2004 20:11)
ratsy nb lay possessif b raha resaka fitiavana,aleo ny oul miaraka 2nao mba hanana ny liberteany fa hasina limite dol ny zavatra rehetra,...d ny confiance ao @nareo no mitondra an'io ,raha to enao ka possessif b @ny d midika zany fa tsy manana confiance @ny zany ianao,fa raha manana confiance enao @ny d tsy tokony ho possessif b,...nefa tsarovy fa ny relation raha te haharitra d ny onfiance no ataovy mafy tsara d avy eo mande ho azy ny sisa e,...bye bye
10. sara
(
27/02/2004 09:50)
Misy kosa rangahy ny sasany manao abus de confiance a! izaho victime e! izaho tsy mba possessive izany taloha fa rehefa hitany hoe io fa nahatoky azy dia nararaotiny.
Méfiance ihany ry zavavy a
Méfiance ihany ry zavavy a
11. fijo
(
28/02/2004 20:11)
eny e,zavamisy izany,fa ilay fanagejana koa dia tena ratsy lavitra ny vokany.
12. ccool
(
28/02/2004 17:40)
sara.oul tsisy ilaivana azy zany fa mitadiava hafa e,indray enao manaiky azy d hoataony mandrakizay zany
17. mamps
(
12/03/2004 18:52)
milay kosa zany possessif zany ranga a!!! porofompitiavana tsisy otrzany sa aona ozy nareo?
