chantage
1. hendry
(
11/02/2004 18:28)
Amin´ny mahampinamana dia tsy nihafahafa aho nitantara t@ ilay meilleur ami-ko ny momba ahy rehetra. Misy zavatra notantaraiko azy ary nofeperako izy tsy hilaza zany @ ilay sipako satria hampiady anay. Anaovany chantage aho @ zao hoe raha tsy mety miaraka aminy hono dia hotantarainy @ ilay sipako daholo ny zavatra notantaraiko azy zay tsy avelako tantarainy @ ilay sipako. Zaho nefa tsy te hiaraka aminy satria namako no nitondrako azy hatr@ zay ary tsy tiako ho simba ny finamananay zay efa elabe. Inona no tokony ataoko?
novalian'i fijo ny 14/04/2004 19:58
2. ikaretsaka
(
12/02/2004 20:19)
aleo hitatara any ko.. fa onmano koa ilay sipanbao..mibebaha aminy aloha
3. fijo
(
12/02/2004 09:42)
ka ilay finamanana aloha izao dia efa simba.dia lazao hoe tantarao izay tianao lazaina,fa tsy sahy izy.
io anie ilay amitié lahy sy vavy e.miova foana ny farany.
io anie ilay amitié lahy sy vavy e.miova foana ny farany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 09:42
4. lema
(
12/02/2004 10:25)
asio kosa izy raha zay no mba tiany fa teneno izy hoe tsika afaka miaraka fa ny vadiko tsy ho ariko mitsy iaraho kosa izy e!
inona fotsiny ary no maha mpinamana raha tsy ifamonjimonjy tahaka izany
inona fotsiny ary no maha mpinamana raha tsy ifamonjimonjy tahaka izany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 12/02/2004 22:25
5. donemaskit
(
12/02/2004 12:46)
zany ve raLema !
Efa simba tokoa ilay amitié ry Hendry raha zany, efa tsy zay tsony koa no ao an-tsain'ilay sipa akama. Ny anao atao tonga aloha e, sao dia very eo daholo izy 2
Efa simba tokoa ilay amitié ry Hendry raha zany, efa tsy zay tsony koa no ao an-tsain'ilay sipa akama. Ny anao atao tonga aloha e, sao dia very eo daholo izy 2
6. hendry
(
12/02/2004 17:25)
Fijo> sur @ zany ve ianao hoe rehefa tenenina izy hoe tantarao zay tianao tantaraina dia tsy ho sahy?
Lema> raha te hiaraka aminy aho dia efa niaraka zahay fa zaho tsy te hiaraka aminy anie e, tsy hitako zay tokony ataoko mba hahatonga azy tsy ho be tantara.
Donemastik> zaho aloha vehivavy fa tsy lehilahy e, enao manko miteny hoe efa tsy zay koa no ao antsain´ilay sipa akama.
Tsy haiko zay azoko atao mba hahatonga azy tsy ho be tantara ankoatry ny fiarahana aminy satria tsy te hiaraka aminy. Ny amitié misy eo aminay tsy tiako hivadika amour, sady en plus tsy amour niriana fa an-tery zany raha hisy, etsy andaniny koa tsy hitondra soa satria hanembatsembana ny fiarahako @ ilay olon-tiako.
Bref, tsy solution zany ilay hiaraka aminy amiko. Ampio aho zay manan-kevitra, inona ny solutions hafa mety hisy???

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 13/02/2004 05:25
7. donemaskit
(
12/02/2004 18:42)
azafady Hendry a ! lol!
Raha za enao resahina ilay lehilahy tianao, raha tena mifankatia tokoa nareo dia tsy tokony hampisaraka zay secrets-nao taloha tany, raha tianao koa izy dia lazao azy daholo. Raha tsy miteny mantsy ianao ka reny avy @lay 1 dia potika hatreo ny aminareo : heveriny fa lainga daholo zay lazainao !

8. fijo
(
13/02/2004 20:23)
hendry a,ny olona manao toa io an,olona malemy saina.minoa ahy ianao,fa tsy mivazivazy aho.mihevitra izy fa voatazony amin'ny tahotra ianao,ka raha vao tsapany,fa tsy mandaitra ilay tahotra dia mirava ilay heriny.ianao no ataovy tonga aloha.izao lazaina azy"satria izay no tianao,dia izao,andehana ary mitantara any,fa na hisaraka aza izahay,tsy olona mpanao chantage no hiarahako"ampahafantaro azy tsara,fa sty hiaraka aminy mihintsy ianao,ary dia ampahafantaro azy koa,fa efa tsy anisan'ny namanao intsony izy.dia lazao eto ny vokany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 08:23
9. tequila
(
13/02/2004 14:50)
Raha tena namanao izy akia dia tsy nanao an'izany a , ka amizao zany izy efa milaza fa tsy te ho namanao amin'ny fihetsiny dia ny couple-nao no arovy e , raha tena misy risque hoe hilaza ny tsiambaratelonao izy dia aleo tokoa nenao no atao tonga aloha any amy sipanao . Marina fa toute vérité n'est pas bonne à dire , ka lanjalanjao tsara sao dia tena izay . Momba ilay ex-meilleur ami ndray dia tena hoe ho ratsy loha tanteraka tokoa ve izy , handeha hankalaza ny noteneninao azy? Na izany na tsy izany , marina ny tenenin'i fijo io.
10. fijo
(
13/02/2004 16:34)
dia miandry ny vokany ary izahay an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 16:34
11. ari.malala
(
13/02/2004 11:02)
Hendry, hitanao, ny fiainana mandroso fa tsy mihemotra, ny tiko tenenina d hoe ny efa lasa tsy afaka averina intsony, ary ny heloky ny omaly tsy tokony hanamaloka ny anio, noho izany teneno an'ilay olon-tianao izay manavesatra ny loahanao ka anaovan'ilay 1 chantage aminao fa raha tena matotra ny fifankatiavanareo tsy tokony ho ravan'izay zavatra efa nitranga tany aloha. Ny momba ilay namanao indray, aza miaraka aminy izany fa he aza izany ny zavatra ataony, ary mety efa fanaony angamba io manao chantage io, ka raha ity hono izany ka izy ny lasa vadinao, tsy loza! anaovana chantage daolo izo rehetra izao! hatr@ sakafo hohanina aza angama! izay fa mahereza ê!
12. hendry
(
16/02/2004 12:40)
Misaotra anareo rehetra nanome hevitra. Zaho anie ry reto ka tsy sahy hitantara @ ilay olon-tiako e. Mety ho vita hatreo ny aminay raha mitantara zany aminy aho ary zany ndrindra no atahorako @ hitantaran´ilay ex-meilleur ami-ko ilay izy aminy. Afaka manampy ahy kokoa ngamba nareo raha tantaraiko anareo ilay zavatra.
Niaraka t@-na bandy hafa aho nandritry ny fotoana niarahako t@ ilay olon-tiako, ny antony voalohany dia satria nisy fotoana nahatsapa aho fa tsy dia ampy loatra ny fitiavana azoko avy @ ilay olon-tiako, ny antony faharoa dia efa ela no tsapako fa tiako io olona niarahako entre temps io, saingy tsy sahy niaraka taminy mihitsy aho noho ny fisian´ilay iray.
Matahotra aho fa raha vao fantan´ilay olon-tiako io zavatra io dia mety ho rava tanteraka ny aminay. Ny olana dia zaho tsy te hisaraka aminy noho ny antony maro samihafa, ary tsy nieritreritra ny hanary azy noho ny ilay faharoa mihitsy.
Voan´ny ataoko aho, marina zany, nefa mila vonjy aminareo namana satria zany no maha mpinamana hifamonjy @ fahasoratana. Dia hanameloka ahy fotsiny sy hamela ahy irery ve sanatria ny namana?

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 17/02/2004 00:40
13. peluche
(
16/02/2004 14:27)
tsy voa maika loza ho an'ilay sipanao raha ohtra ka @ny olon-kafa no hanenony hoe nampirafy azy enao taloha,raha ohatra ka mbola tinao hisy chance herahanareo de mifanazava aminy aingan,ary aza handrasana ntsony sao de an'ilay namanao mpanao chantage no hotonga aloha.zay vao tena hoe vita.
14. pitchou
(
16/02/2004 14:45)
marina izany tenin'i Peluche izany! misafidy ianao izany hoe ianao no hiteny aminy sa ilay ex-ami-nao! ary arakaraka ny hiandrasanao no vao maika hampavesatra an'io resaka io aminao! ko maninona nefa raha lazainao azy tsotra fotsiny e? raha izay moa no tsy itiavany anao intsony ko tsy aleonao mazava ny resaka toy izay sahala @ famaky mitatao eo ambony lohanao foana eny?
fa aza miditra @ izay chantage izany mihitsy! tsy ho tafavoaka velona eo ianao dia ho vao maika loza!
fa aza miditra @ izay chantage izany mihitsy! tsy ho tafavoaka velona eo ianao dia ho vao maika loza!
15. fijo
(
17/02/2004 10:37)
1)aza mba mandefitra amin'ny chantage
2)ilay olona tianao izao ve no niaraka taminao voalohany,sa efa nisy olona hafa.ny valin'io no ahafahanao mamadika ny resaka
2)ilay olona tianao izao ve no niaraka taminao voalohany,sa efa nisy olona hafa.ny valin'io no ahafahanao mamadika ny resaka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 10:37
16. ari.malala
(
17/02/2004 09:01)
Raha efa nijery ilay emission @ télé ianao hoe ca va se savoir, dia iny atao. Ny tiko tenenina dia hoe, mety hotezitra ilay olon-tianao satria nampirafesinao, fa maivamaivana kokoa ny fahatezerana raha ianao mivantana no miteny izany aminy toy izay olon-kafa. tena raisiny trahison ngeza be ho azy mihintsy. fa ny anatsiniako anao dia ilay hoe nahatsapa fa tsy ampy ny fitiavan'ilay olon-tianao dia lasa ianao nampirafy azy, tsy mist tsotra sy tsara toy ny mifampiresaka aky na inona na inona â! mivaha foana ny olana rehefa mifampiresaka avec sincèrité, indrindra ianareo mpifankatia. Miresaha @ olon-tianao fa raha toa sanatria misaraka ianareo dia ekeo hoe noho ianao ary ataovy anatry ny ho avy izay niseho.
17. fijo
(
18/02/2004 20:36)
homeo valiny io fanontaniako io,dia omeko hevitra ianao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 08:36
18. nala
(
18/02/2004 18:49)
Hitebiteby foana ianao mandrakizay raha tsy lazainao dieny izao izany zavatra izany. Na tsy io "namanao'ihany az ano mety hilaza aminy fa mety olon-kafa.
Fidio tsara fotsiny ny teny atao sy ny fotoana hitenenana azy.
Fidio tsara fotsiny ny teny atao sy ny fotoana hitenenana azy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nala ny 18/02/2004 18:49
19. hendry
(
18/02/2004 18:22)
Fijo> ilay olon-tiako zao no niaraka tamiko voalohany, tsy mbola nanana sipa aho talohany.
Miandry ny hevitrao ary misaotra mialoha.
Tsy i Fijo irery ihany fa ny rehetra zay manome hevitra día isaorana daholo.
Miandry ny hevitrao ary misaotra mialoha.
Tsy i Fijo irery ihany fa ny rehetra zay manome hevitra día isaorana daholo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 19/02/2004 06:22
20. fijo
(
19/02/2004 09:04)
izao ilay fika naika hatoroko.raha tsy izy no niaraka taminao voalohany dia lazao hoe efa talohany izany.fantatro ny tahotra anananao raha izy no voalohany.
fa dia izao indray ary atao e.teneno izy,fa efa nisy olona niaraka taminao taloha,fa tsy nisy ninoninona,fa dia miara mivoaka sy mandehandeha fotsiny.hampilamina azy io satria izy no tao voalohany.ary misy effet amin'ny lehilahy izay.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/02/2004 09:04