chantage
21. hendry
(
19/02/2004 16:07)
Tsy azoko tsara ilay fanazavan´i Fijo. Ka tsisy resaka firaisana ara-nofo ilay izy anie e.
Niaraka t@ ilay iray aho fa tsy nanao firaisana akory zahay, na zany aza zaho mizesta be amin´ilay olon-tiako @ zany hoe fidèle hatr@ zay, ka raha maheno izy fa nampirafy azy aho, tsy ho faly mihitsy izy ary tsy hino izy fa tsisy firaisana ara-nofo teo aminay sy ilay iray.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 20/02/2004 04:07
22. pitchou
(
19/02/2004 16:39)
tsy azoko ry hendry hoe ataonao ohatry ny biby mampitahotra ny olon-tianao ka tsy sahinao hiresahana izay nandalo tao an-tsainao na tao am-ponao? tsy nanao firaisana ara-nofo ianareo fa fiarahana madio, na ny marina kokoa angamba dia fantasme nandalo niserana kely! maninona raha amboarinao aloha ny eritreritrao hoe niaraka taminy ianao nihevitra hoe fitiavana nefa rehefa jerena dia ohatry ny namana akaiky ianao kay ilay izy, mety nanintona sy nahafinaritra anao fotsiny izy fa tsy voatery hoe tena tara taminy ianao saingy mifangaro ao an-tsainao!
23. fijo
(
20/02/2004 10:11)
hendry>ka vao miha mety io voalazako io raha tsy nisy ninoninona..ary aza matahotra fa mandehana manantona azy miresaka.ataovy tonga aloha ny anao.avy dia lazao hoe efa nisy olona SAIKA niaraka tamiko,fa dia ianao ihany no tena izy,izany no marina en plus.mety mody sosotra i lery,fa ho hitanao,fa vao miha mahafaly anay lehilahy izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 10:11
25. ccool
(
20/02/2004 12:11)
oul tsy mamely zany manao chantage zany,faible d'esprit ki profite seulement des malheurs des autres,ny zavatra heritreritiko we tsara ngamba d ny miteny @ lay sipanao ny zava misy nefa mila fahaizana tsara ny manao an'zany fa mety mivadika zavatra hafa mety tsy ampoizina ,la communication resoud tjrs les problemes,...soit fort ou forte d bon courage
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 21/02/2004 00:11
26. hendry
(
20/02/2004 15:03)
pitchou> ka zahay tena niaraka e. Samy manana ny définition´ilay miaraka ngamba fa amiko niaraka zahay satria ny fanaon´ny mpisipa rehetra ankoatry ny firaisana ara-nofo irery ihany dia nataonay daholo. Tsy hoe biby fampatahorana ilay sipako fa ny olana dia izy matoky be hoe fidèle be ny akamany nefa kay mihodina ary ny fahenoany an´zany tsy ho zakan´ny sainy, hoy aho.
Ilay torohevitr´i Fijo mety ho tsara saingy hainareo ihany rey olona ny olona iray rehefa mitompo teny fantatra @ zavatra iray dia sarotra ahodina be ny lohany. Ny tiako tenenina dia hoe: efa miraikitra be ao an-dohany hoe izy irery ihany no niaraka sy miaraka amiko hatr@ zay ka azonareo tsara ngamba ny ho mety réaction-ny raha maheno ny zava-misy izy.
Asa aloha na zaho no tsy courageuse fa toa tsy sahy hiteny aminy mivantana an´zany aho nefa tsy tiako koa ilay mpanao chantage iry no ho tonga aloha any aminy. Tsy haiko e

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 21/02/2004 03:03
27. fijo
(
25/02/2004 11:38)
ka lazao hoe naika hiaraka e.ilaina ihany anie ny manodina ny marina indraindray fa aza dia matin'ny tsy maintsy eo e.rehefa misy olana eo alohanao,dia izay vahaolana rehetra azo ampiasaina dia atao daholo,na dia hibolila kely aza mba tsy hanimbana zavatra,ka dia asanao raha ny hitsotra dia hanimba na hiolika dia handrindra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 11:38
28. voahary
(
25/02/2004 18:43)
aza manaiky hanaovana chantage zany ry Hendry a, araho io torohevitr'i Fijo io fa mety be mihitsy
29. peluche
(
25/02/2004 11:16)
fa diniho tsara ihany le vahaolona sao de mandravina ny eo no eo ihany ,ka nefa ny any aorina tsy noeritreretina.Marina lazain'i Fijo hoe ny marina retra tsy tsara lazaina, raha ohatra ianao ka sur fa tsy hpoitra ihany iny atsy ho atsy,ny marina hono tsy maty..zay moa le hiran'i poopy?jerevo ihany
30. fijo
(
26/02/2004 09:45)
ka izy anie tsy naninona tamin'ilay olona e.ka inona no mety hitranga ohatra?tsy misy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/02/2004 09:45
31. hendry
(
27/02/2004 14:57)
Marina ny lazain´i peluche. Ny détails rehetra fantatr´ilay "meilleru ami", na tsisy rapport sexuel aza nisy fiarahana ohatran´ny couple rehetra. ka ty aho handainga sy hanodin-dresaka nefa atsy aoriana hotantarain´ilay iray @ antsipiriany, koa tsy loza a? Tsy hita zay hatao, dia mbola mihazohazo aho aloha hatr@ zao tsy sahy miteny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 28/02/2004 02:57
32. fijo
(
28/02/2004 20:37)
ko na hitantara aza izy,azo atao anie ny mamorina e.iza no milaza fa tsy namorona izy.iza no hanaporofo fa marina ny voalazany.raha tsy hoe ianao no hanampy azy ka hiteny hoe:"ie tena nisy izany".
ity misy ohatra.
manana sipa aho,dia hitany niaraka tamin'ny sipako hafa indray andro teny an dalana.avy izy dia milaza hoe sipanao iny.
azoko atao tsara ny milaza hoe,an an,sipa miara mianatra amiko iny,ary niray lalana fotsiny izahay.hafaka hanaporofo inona izy?iza no milaza fa diso ilay lazaiko?raha tsy hoe izaho ahgaha no hilaza hoe:"ie tena sipako iny fa aza fady".
mba fetsy e.ilaina koa izany amin'ny fiainana.(fa tsy atao fanao akory an)

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:37
33. hendry
(
01/03/2004 11:55)
Tsy maintsy hianatra ny ho fetsy araky ny tenin´i Fijo ihany marina ngamba zany, nefa ny tena koa raha vao handainga dia ohatran´ny tonga dia ho tratra, tsy profis tsinona. Tsy miteny akory aho hoe masina be fa tsy zatra mandainga fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 01/03/2004 23:55
34. fijo
(
02/03/2004 12:26)
ilaina ny lainga indraindray tsy hanimbana zavatra.fa tsy ilay lainga be variraraka aloha an.iny ialao
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 12:26
35. hendry
(
03/03/2004 11:07)
Saotra anareo nanome hevitra fa ho hita eo zay hatao, toa sarotra be ilay hitono-tena koa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 23:07
36. fijo
(
04/03/2004 11:39)
ka efa we tsy nanao ninoninona ianao fa aza matahotra.anontanio izy hoe,ahoana ny olona atao hoe miaraka.raha mitsiriritra ve dia efa miaraka?raha vao mamaly hoe:"an,an" avy dia ampidiro ny resakao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/03/2004 11:39
37. xxx
(
04/03/2004 11:25)
Raha fantatrao fa tsy manana porofo mivantana -raha ny filazanao mantsy dia hoe notantarainao fotsiny ilay izy - andresendahatra ny sipanao ilay mpanao chantage dia avelao izy hitantara any fa inona ny olana? Ny tiako tenenina hoe ny fait iray dia azo tenenina foana fa raha tsy misy porofo marina sy mandresy lahatra tsy tokony inoana avy hatrany, na izaho aza anie raha izany dia afaka hitantara any amin'ny sipan'i hendry koa hoe miaraka izaho sy ianao dia tonga ve dia hino avy hatrany ny sipanao hoe marina izany?
Raha misy porofo indray kosa aloha dia aleo ianao mihitsy no milaza ny marina any amin'ny sipanao fa hitako hoe rehefa tsy maintsy ho fantany ihany ny marina dia aleo kokoa avy aminao toy izay avy amin'olon-kafa! Bonne chance en bon courage...

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/03/2004 23:25
38. fijo
(
05/03/2004 11:37)
marina be io voalaza io ambony io.ka dia asanao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/03/2004 11:37
39. hendry
(
05/03/2004 16:07)
Zany hoe zany ry xxx avela hitantara any ilay namana mpamadika iry dia zaho mody fanina sy mandà be tsotra zaoraha vao raikitra ny enquète?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 06/03/2004 04:07
40. xxx
(
08/03/2004 09:41)
Izao ry hendry a, tsy misy 36 solutions io olanao io fa na ianao mandainga na ianao milaza ny marina amin\'ny sipanao. Raha handainga ary ianao - raisiko hoe tsy manana porofo izany ilay mpanao chantage eto - dia mahaiza mandainga, tsy mody fanina fotsiny araka ny teneninao ohatra fa mba tonga dia milaza mialoha any amin\'ny sipanao hoe misy bandy nikoty anao dia tsy nety ianao ka mitady ny handrava ny fifankatiavanareo amin\'ny fomba rehetra io bandy io rehefa tsy hiaraka aminy ihany ianao. Tsy dia lainga tanteraka moa io eto nefa indrisy moa fa tsy marina tanteraka ihany koa satria zava-marina no hotantarain\'ilay mpanao chantage. Ianao anefa dia hita hoe tsy mpanainga - toetra tsara io fa tsy mahamenatra akory - marina ka vakio ihany ny soso-kevitro manaraka fa sao io no metimety kokoa aminao.
Ny faharoa ary dia ny milaza ny marina mialoha any amin\'ily sipanao satria na hiaraka aminy aza ianao aty aoriana dia hisy faritra lainga ny fototra iorenan\' ilay fifankatiavanareo mba tsy hitenenako azy hoe lainga no tsy nampirodana azy, ary sur aho fa na ianao aza dia tsy maintsy hi-craque ihany rehefa ela ny ela ka hitantara na marina satria mino aho fa tsy ho vitanao ny hiaina miaraka amin\'io lainga io fa hanana mauvaise conscience foana ianao. Sarotra indraindray ny milaza ny marina nefa tsara ny consequent rehefa manao zavatra iray, izany hoe rehefa zavatra natao consciemment ilay izy dia tokony hahay mitanty an\'izay vokany eo, tena ilaina be io indrindra eo amin\'ny lafin\'y fitiavana. Fanampin\'izay dia ny olona roa raha tena mifankatia marina dia tokony ho sinceres koa. Ka sois sincere, tantarao azy ny marina, (inoako fa fotoana andinihanareo ny momba anareo koa angamba io satria matoa ianao nandeha tany ankafa dia misy zavatra tsy mety ao amin\'ny fifankatiavanareo izay), mieke tsy nety ny nataonao, teneno azy raha mbola tia azy marina ianao ary raha mbola irinao hitohy ny fiarahanareo. Ny ambony dia aleo ny sipanao no handray izay safidiny avy eo, ary omeo fotoana izy amin\'izany. Anao ary ny safidy fa raha samy hisafidy ihany ve anefa hoy aho tsy aleo misafidy ny tsara, ny marina, ny mety satria efa diso safidy ianao tamin\'ilay nihodina ka aza manao faux pas hafa intsony...

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 08/03/2004 09:41