NY ANJELY IHANY NO MIDITRA ETO
1. xxx
(
13/02/2004 09:05)
Mitady Anjely Ho Safosafona.
novalian'i anjelimbonikazo ny 07/07/2004 03:51
7. isrine
(
17/02/2004 14:07)
za tsy anjely, ary ny anjely hono any andanitra no mipetraka fa tsy eto antany,
13. imasoandro
(
20/02/2004 09:43)
inona no hafatra ho an'ilay anjely fa izy tsy mety mankety an-tany...any an-danitra ihany hono
18. vindy
(
01/03/2004 14:27)
tafiditra ihany ah kanefa zah tsy anjely. efa nahita anjely ve io oul io; ny anjely aza misy elatra kou atao aôna ny hanafosafo an'ireny. sady zay hono ny anjely tsy manana matôsy de aôna izany?
