NY ANJELY IHANY NO MIDITRA ETO

21. fijo ( 03/03/2004 09:58)
de tohizo hoe fa mahaliana?
22. sejianis ( 23/04/2004 09:44)
fa ze tsy miditra eto zany de DEVOLY dôdôly? MAIRDA
23. anjelimbonikazo ( 04/07/2004 09:47)
tsy afaka nandeha daholo ny anjely vavy fa mbola variana any andanitra any eh! milay loatra mantsy ny any tsy te ho ety ambony tany ry zareo eh hi hi hi
24. tolotra ( 04/07/2004 17:04)
eo anosy misy anjely ra zoky ra anafosafo ra zoky an! sady tonga de anjely mainty
25. namanao ( 05/07/2004 09:51)
Raha anjely no tonga eto antany tsy anjely intsony zany !! fa maninona raha tonga dia lazaina tsotra hoe Vehivavy Milay Be fotsiny no tadiavinao de mamaly ze liana !!
26. zandryrija ( 05/07/2004 15:01)
any anaty filazantsara no naharenesana izany farany fa raha misy @ izao de mety efa antitra be sa miteraka ry zareo reny sady miteraka avy eny ambony eny de latsaka de vita
27. yonikafopl ( 06/07/2004 21:09)
zandryrija hi hi hi hi hi hi izany an!!!
ka toa anjely iray ihany no ato amin'ny namana sady kofa angamba ianao ry anjelimboninkazo o! sa anjely tout court no ilainao???
anjely anarana , sa anjely tarehy sa anjely toetra aloha no tadiavinao e!
28. fijo ( 06/07/2004 21:57)
raha anjely tout court izany anie ka anjely fohy kely e.sa,,,,
29. anjelimbonikazo ( 07/07/2004 03:51)
mitetika ny ho tonga any an-danitra kosa angamba i leiry dia mitady anjely hanaovana kolikoly dia safosafo no tambiny eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6992