Midira eto izay vehivavy

1. lion ( 13/02/2004 18:52)
Pour sa contre an lay Marque nike,puma,max elite,adidas reny ve nareo vehivavy?

Dia aza hatao xxxx
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:10
2. kalabota2003 ( 13/02/2004 10:14)
tandremo ry reto fa ny lehilahy misy ratsy loha an!
méfiez vous des hommes!
aza mijery apparence fa mba ny toetra jerena e! indrindra @ zao st valentin zao!
3. naps ( 13/02/2004 12:30)
jsui ttafé dac av toi, les hommes sont tous des cons
4. kally ( 13/02/2004 16:22)
F'inona tsara hono izany tian'i Lion lazaina?
Raha hoe manana adidas na puma na nike ve ilay lehilahy eny aminy dia hanaraka azy sa ahoana?tsy azoko loatra fa tsilovy.
5. jhouhlambout ( 13/02/2004 17:19)
Tena tsy mazava aminareo lé izy.
Hoy izy hoe:

Pour ou Contre les marques?
6. isrine ( 14/02/2004 12:36)
salut!
sady pour no contre,
7. jhouhlambout ( 15/02/2004 15:51)
Dé in'n dikan'izany sady P no C zany, 1 ihany ny valiny!
8. ikaretsaka ( 16/02/2004 10:50)
za aloha manao ee
9. peluche ( 16/02/2004 14:34)
de ahona raha pour,maninona raha contre?
10. nala ( 16/02/2004 15:46)
Za pour le marque, reference daholo ireny e.
rehefa tsy misy marque dia manandrankandrana eny, sa tsy zany?
11. fijo ( 17/02/2004 20:20)
mazava hoazy fa raha aty france dia ireny ihany no hitanao,ka dia izay tianao fotsiny vidiana,fa raha iny no hikotina sipa ambany be.
12. ikaretsaka ( 17/02/2004 20:50)
marina dia marina
13. kally ( 17/02/2004 14:18)
Raha resaka marque,misy zavatra tsy misy marque nefa tena tsara na ny endriny na ny hamafiny,misy zavatra d&g e! gucci e! nike e!delvaux sns.. nefa tsy dia mankaiza koa.Ka raha ho ahy dia tsy midika inona ireny.
Raha hoe lehilahy manao an'ireny indray ...ss,tsy mahataitra aloha e!jerena izy manao zavatra lafo be nefa rehefa mba miresaka hita be hoe nandrasônina be tsy mahalala n'inon'inona,atao inona?Ny fonony fotsiny no kanto sy meva fa poak'aty be.Raha sady lehilahy tsara moa izy,no sady mahay sy manaja olona no mbola manana zavatra de marque,tsy hitako izay maharatsy an'izany.
14. fijo ( 18/02/2004 20:57)
kay,kay,kay kally an,maty ny bandy kely e.mba efa nividy an'iny lafo izy fa mba topazomaso e.
15. kally ( 18/02/2004 09:56)
Ka raha mifanentana amin'ilay nolazaiko izy anie ho'a tsy olana e!f'izaho angaha raha hiaraka izahay ,ny kirarony angaha sa ny akanjony no iarahako fa tsy izy?Dia inona intsony ny aminy rehefa mba esoriny ireny raha dia iny irery no mba nanintona?Tsy aleoko mijery vitrine ho haingana raha fahafinaretan'ny maso fotsiny?
16. fijo ( 18/02/2004 16:52)
ka iny mba mafy tsy mora lany ny voditongotra ko
17. jhouhlambout ( 20/02/2004 19:26)
Zay mihintsy
18. pitchou ( 20/02/2004 16:51)
marina ny an'i Kally! izaho koa tsy mijery loatra izay marikin'ny akanjony sy ny kirarony fa jereko hoe milamina tsara, madio, manendrika azy ve! hita ve izy hoe mahakarakara sy manaja izay takany. Dia izay no zava-dehibe voalohany! misy ny sasany tennis Puma na Nike fotsy, ny lobaka Pierre Cardin ny pataloha velondrirana dormeuil na prince de Galles! kivy be ny tena hoe marque no nenjehany fa tsy izay mety! zesta hoe mahavidy fotsiny e!
19. hendry ( 23/02/2004 13:10)
tapa-tsinay aho mamaky ny valin-kafatr´i kally sy pitchou.
Zava-marina io!
20. hendry ( 23/02/2004 13:14)
Ny fipetrak´ilay fanontaniana no tsy azoko, fa maninona moa aho no tokony ho contre @ marques? fa ny marques no naninona ahy?
Ny pour dia toa izany koa. Tsy zay ngamba no tokony ho fipetrany fa hoe: manisy lanjany be @ fijerena marque ve ny vehivavy rehefa mijery lehilahy, na hoe: mba tia sy manenjika ireny marques ireny koa ve ny vehivavy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2705