Midira eto izay vehivavy

21. fijo ( 25/02/2004 09:37)
io napetrak'i hendry io anganbany no tena izy amin'ilay fanontaniana
22. six ( 05/03/2004 13:11)
d raha vao tsy migany zany ve d taraiky eo?
23. kitjo ( 06/03/2004 10:45)
d aona ra sendra hanao RV ka nisy nanendaka le bandy???nefa mety mba zay iany no ananany fa hamonjy an sipa d napetaka.

Fa ngah le akanjo sy kiraro no iarahana???
Fa ra efa anah aloha d karakaraiko hanana ra misy ny atao e, d milay be koa izy ra oh k manao fa tsy oe satria izy nanao an zay no nitiavako azy,

Fa tanjemo sao d le vita sinoa d "ADIDOS" no soratra fa nitsaingoka b oe Adidas an.
Misy an le "Nikei" koa aty zao fa kiraro 24h.Fa ra tsy salama tsara aloha ny maso d ...
24. six ( 06/03/2004 11:50)
ary ahoana koa refa ho eny ambony fanjiana, nga moa reny tsy esorina doly, za kou lou manohana an-rafijo am le heviny io e
25. fijo ( 17/03/2004 09:37)
izay mantsy
26. kitjo ( 26/03/2004 09:38)
zay manko,
marketing fts zany
27. fijo ( 30/03/2004 09:22)
ie,de lasa mividy daholo
28. kitjo ( 01/04/2004 16:10)
ianarana kosa io ko, fa enao le hividy no mila mandinika fa samy manao marketing ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0464