Vonjeo e!!!!!!!!!
1. tenio
(
10/02/2004 15:43)
Ny Saint Valentin ity efa amin'ny Asabotsy, ny bandy ity tsy misy sipa. Dia mbola hanao Saint Valentin irery indray ve? Henjana ity. Voatery hisotro toaka indray izany amin'io satria ny andro fetin'ny mpifankatia nefa tsy misy sipa.
répondu par methode le 08/01/2005 22:45
2. fijo
(
11/02/2004 20:55)
ny toaka letsy maha solo sipa a.
sipa=tiana,ary ny toaka koa tiana
sipa =hafanana,ary ny toaka koa mampafana
sipa =fety,ny toaka koa fanaovana fety be.
sipa=miala vola,ny toaka aza mora kokoa.
ka noho izany dia aza kivy,fa mahavita fety io.ary mahereza e.
rehefa dozy kely aza mety ahita sipa ampiresahana indray ialahy.

3. tenio
(
11/02/2004 19:57)
Tena akama ialahy ra-fijo an! raha ohantran'ialahy daholo ny bandy dia milay.
7. mozart
(
14/02/2004 16:56)
za koa zao manana val'fa za tsy hisotro toaka fa izy no ataoko toaka
jererafijo fa tezitra be izy a!
jererafijo fa tezitra be izy a!
10. vindy
(
28/02/2004 18:59)
nahita ihany ve ra_tenio ah, sa de tena niaraka t@ tavoahangy tamin'iny?
12. vindy
(
01/03/2004 14:29)
ô lety de nanao aôna zany niaraka t@ tavoahangy zany? tena mafy ve? mbô hitantarao we.
16. tenio
(
03/03/2004 20:30)
Henjana leisy ry zalahy izany fa ny pokona leisy nidoladola eraky ny tanana niaraka t@ joba fa St valentin ny andro, moa ny bandy nirevy seul tany @ ilay bar efa mahazatra e! Mba niezaka nitady joba ihany aho fa namely fantsy daholo izay sendra ahy. Efa saika voalako ary aho fa kay sipan'olona no nokotiko, hehehehehe. Za ve nahakobo? sady ny joban'ileiry h no nitapitapy taty @ bandy. May amin'atany e (avadiho )!!!
18. fijo
(
11/03/2004 10:52)
omeo courage kosa lery fa aza fendrofebdrona e.fa aza mitady any amin'ny bar intsony letsy fa eny analakely indray an.mahazahoa e
19. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:13)
rehefa dozidozy any @ bar iny mihitsy no mandeha any fa mahazo.. fa tsy manao mamo loatra a
20. kitjo
(
12/03/2004 13:45)
ary tena pro dol reto an
fa tsy voatery kosa ry fijo sy ikaretsaka an, za zao raha olona dozidozy zany manatona anah d odiko fanina,tsy oe manao dozy oh azy le fanina fa miala
fa tsy voatery kosa ry fijo sy ikaretsaka an, za zao raha olona dozidozy zany manatona anah d odiko fanina,tsy oe manao dozy oh azy le fanina fa miala