Vonjeo e!!!!!!!!!

21. xxx ( 29/04/2004 01:06)
De ahoana ra-tenio? Ka tsy mba efa nahita kosa ve e? Tandremo indray sao votsitra ny efa azo e!! Sao de hatao kilalao fotsiny kosa ary ko!!!
22. fijo ( 29/04/2004 22:04)
efa nahita marina ve aloha fa efa ela letsy izay ka
23. tenio ( 04/05/2004 07:27)
Efa nahita aho ry zalahy an! Hendry aho izao, matotra amin'izay. Hiezaka ny tsy hampirafy sady hifankatia tsara. hihi
24. fijo ( 04/05/2004 22:24)
raha mila lakoly ialahy ratenio dia milaza fa handefasako ilay tsy misaramaty an.ih,ih,ih
25. tenio ( 05/05/2004 09:35)
Ie mandra maty izay no fetra. De hanao papoose be de be: 20 (an an an sao tsy araka izany). De ho lamban'akoho e!
26. fijo ( 10/05/2004 22:29)
any ambilany vao tena tsara izany?ih;ih;ih;
27. methode ( 06/07/2004 01:03)
De arahabaina izany ra-tenio aloha e! De izahay indray izany izao no mba hitady ko! Taiza aloha tenio no nahita e? Teto sa?????????
28. yonikafopl ( 06/07/2004 21:05)
hi hi hi hi hi anjaran'i methode njay zany zao an! dia mba tantarao koa rehefa mahita .
29. fijo ( 06/07/2004 21:59)
ra i methode indraydia tsy mitady ela fa izy efa manana ny methode ampy tsara ka.
30. methode ( 07/07/2004 22:14)
Hihihi! fijo! Ka tsy mety le methode ko!! lahy be indray no mitady toerana!! Hihihi
31. yonikafopl ( 07/07/2004 22:23)
tssss mba methode fopl kopa zany anareo zany raha tsy mamely kou
32. methode ( 07/07/2004 22:44)
Mety hanova methode indray angamba amin'ny manaraka ka!!
33. mioumia ( 07/07/2004 23:21)
salu ndry!!! inona daholo reo resaka ery ambony ary aki ry malala??? hay v njy ty otran zany e! tsy nampoiziko!!! je t'avais dit que g des espion partout!!!! mpams mande alina aza hono misy mahita!!!!
34. methode ( 09/07/2004 21:22)
mioumia> hihihihihi!! Ho an'iza ilay teny soratanao io? Tsy mazava!!!!!
35. mioumia ( 12/07/2004 19:30)
ho an'iza njay??? ho an le niantso vonjeo!!!!!
36. yonikafopl ( 12/07/2004 20:15)
tenio tratra njay enao marina, mioumio, ka njy kosa ngamba nampifila azy tamin'io kou
37. mioumia ( 14/07/2004 07:09)
yonikafop za tsy nampifila azy zany fa za aza tsy mbola fantany akory!!!! fa izy anie no nandainga taty we hendry b hono e!!!!!
38. tenio ( 16/07/2004 14:03)
Za anie hendry be foana e!
39. methode ( 17/07/2004 18:53)
Hihihihihi!!! Aza miady eo indray fa manjary ataoko eo hoe: Misarasaraha fa kely sy lehibe!! Hihihihi!! Samy hendry daholo rehefa tsy maditra!!! Ka efa nisy mpamonjy ilay niantso vonjeo de izay ko!!!
40. tenio ( 19/07/2004 09:04)
Izahay tsy miady izany! sa tsy izany ry malala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5203