Vonjeo e!!!!!!!!!

41. yonikafopl ( 19/07/2004 10:03)
mioumia ka mba hinoy kosa zany fa hendry izy e!
tenio ary mba afempeno ihany ny hatao mba hinoany hoe hendry enao e! hi hi hi hi
42. mioumia ( 29/07/2004 18:02)
hita wa!!! reo zavatra voateny reo v d hendry aki ry malala????? tsika moa tsy miady zany o!!!!!
43. methode ( 29/07/2004 22:00)
O ry mioumia! Sao de mba maty tampoka eo io noho ny alahelony e!! Aty izy efa mila ho lasa adala!!! Sao de soloinao any indray ka izay vao....... Hihihihihi!!! Sao dia mba ohatran\'ilay amin\'ny hira hoe: \"Havako mamomamo\" kosa e!!
44. mioumia ( 01/08/2004 19:09)
methode!!!!! hihihi!!!za aloa tsy anolo fa...iza nefa no afaka miteny fa izy any zao tsy mampirafy???? za anie aty maka vacs tsy mahita zay any e!! fa malaelo an'iza hono izy any?? sao d za no ho faty aty fa tsy izy!!!!



45. methode ( 01/08/2004 23:48)
mioumia> Aza matahotra nareo fa hitako eto daholo e!! Samy hendry daholo ka!! Hihihhihi!
46. mioumia ( 02/08/2004 17:49)
zany an!!! ny eo @ serasera fotsiny ny itanao fa tsy ny any ivelany!!!! sa confiance aveugle v???? tu crois que ca peut se faire!!!
47. methode ( 05/12/2004 00:37)
O re olona ô! Fa ato amin\'ny serasera ato angah rehefa mahita akama de manjavona sa ahoana? Tsy hita intsony ny sasany!!! Hihihihihi!
Sa matahotra sao lasan\"ny sasany eo indray ny efa azo? Mbola miandry gateau za io izao ko!!!
48. mioumia ( 16/12/2004 13:35)
methode....za tsy manjavona zany... il n\'y aura pas de gateau non plus.... c fini
49. methode ( 19/12/2004 12:12)
mioumia> Déjà???????
50. mioumia ( 20/12/2004 14:02)
methode.... vaut mieux maintenant que trop tard!!!!
51. mihanta ( 21/12/2004 23:33)
:-D :-D tara amin\'inn zany?
52. methode ( 23/12/2004 00:07)
mihanta> Sao tara amin\'i mihanta hono za!! Hihihihi!
mioumia> De vao hiandry gateau hafa indray izany ko!
53. tenio ( 07/01/2005 13:55)
The end
54. methode ( 08/01/2005 22:45)
tenio> Fa nisy inona no vita sahady ny tantara nefa izahay mbola niandry ny episode manaraka? Hihihii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1863