momba ny forum

1. besoiiin ( 09/02/2004 09:14)
salur ra-Hery!
sosokevitra kelyfotsiny no atsipy aminao momba ny programmation n'ny forum raha mety! raha mahamarika isika dia maro ny sujet izay ankafizin'ny oul ary tsy vitsy koa ny tsy dia mampiraika firy azy ireo! voaporofo eo @ isan'ny participants izany! ka ity ilay sosokevitra ! @zao fotoana izao dia izay hevitra vaovao vao miditra no lohalaharana! raha misy miditra hafa indray dia iny no amboniny ;tsy miova io ordre io fa dia fixe tanteraka! raha t@ iray volana lasa aho ohatra no nampiditra hevitra vaovao ka misy 1 isan'andro ny oul mampiditra hevitra vao² hafa ;dia raha izao anio izao aho no mijery io hevitra napetrako taloha io dia dia any @ 30è rang any izy raha akaiky indrindra! mety ho tsara anefa io hevitra napetrako io , na koa napetrak'olona hafa; kanefa dia kamo ny olona hidefile lavitra be any na hamadika page mihintsy aza ! ka ity ilay sosokevitra raha mety ! ovaina ny programme ka izay hevitra nisy niditra farany no 1ère liste! @zay mba miaina izany ilay forum ka izay sujet interessant sy be mpakafy dia misondrotra foana ary izay tsy dia mahasintona olona dia mihamilatsaka! mitovy style @ hit parade ireny izany no tiako hambara e! @zay ianao afaka mamafa systematique izay MSG tsisy mpandray anjara mihintsy ihatra isambolana mba hi-liberena ny serveur! sosokevitra mety hahasoa ny ahy iny fa tsy hoe misy fanilikilihana akory!
dia mirary ny fiaraha-miasantsika mba hahafinaritra hatrany ry namana isany!
2. donemaskit ( 09/02/2004 15:55)
za manaiky, sady malalaka ihany eo @ accueil-n'ny namana eo. Tsara marihina ny lohahevitra "mafana"
3. ravatorano ( 10/02/2004 20:29)
zà manohana io hevitra io ary misaotra an'i besoiin
4. hery ( 11/02/2004 14:02)
Ka efa izany io tamin'ny voalohany indrindra. Ny olana anefa dé misy hafatra efa taonjato maro tany aloha tany dia misy mamaly indray mandeha dia tonga dia lasa anisan'ny discussion vaovao.
Koa aleo fa hodinihana ny momba an'io.
5. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:29)
aiana ilay icon kely menamena manao hoe misy tohiny ilay discussion dia hita hoe iza no namaly anazy ko
6. fijo ( 13/02/2004 10:30)
manohana iry hevitra iry aho.ary efa toa io marina ilay izy taloha.fa niova.ny ahy ny antony hanoanako azy koa dia ho an'ny namana any mada.tsy manana fotoana firy ry zareo holaniana eto,ka amin'izay dia mba ho mora hoazy ny handray najara amin'izay ady hevitra mafana ato.
7. donemaskit ( 13/02/2004 20:47)
zay dia tena marina
8. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:16)
dia asiana marika ahafantarana hoe lohahevitra aiza no nisy nanampy hatramin'ny nidiranao farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1936