Raha afaka misafidy ianareo...?
1. kanty
(
11/02/2004 13:53)
Mba te-hanontany fotsiny aho hoe raha afaka misafidy kay ianareo hoe : amour sa amitié dia inona no safidianareo ?
Hazavaiko fohifohy ilay tantara. Misy ankizy vavy(A) iray tia ankizy lahy(B) iray. Io ankizy vavy io nefa manana namana be(C) izay tia io lehilahy io ihany koa ary tian'ilay lehilahy. Ilay lahy koa anefa azo atao hoe naman'i A ihany. Raha miaraka anefa B sy C dia ho simba tanteraka ny finamanana misy eo @ i A sy B ary A sy C. Izany hoe i C tsy maintsy misafidy : amour sa amitié.
Misaotra mialoha izay rehetra mamaly.

novalian'i six ny 26/02/2004 20:07
2. rniaina
(
11/02/2004 14:04)
hehe, amour amin'ny X dia amitié amin'ny Y izany e!
vazivazy izany fa i A sy C anie izany no tokony hiaraka satria hoy ianao hoe i C tia an'i A ary i A koa tia an'i C, dia mba mandefitra izany i B
vazivazy izany fa i A sy C anie izany no tokony hiaraka satria hoy ianao hoe i C tia an'i A ary i A koa tia an'i C, dia mba mandefitra izany i B
3. kanty
(
11/02/2004 14:08)
Ka A sy C ange vehivavy e! Fa i B no lehilahy. Ary B sy C no mifankatia...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kanty ny 12/02/2004 02:08
4. rniaina
(
11/02/2004 14:32)
kay diso fa azafady faly ananihany fotsiny e!
i B sy i C zany lay miaraka dia A mbo mandefitra e
i B sy i C zany lay miaraka dia A mbo mandefitra e
5. tenio
(
11/02/2004 15:53)
tsy takatry ny sainay tsy nandia fianarana loatra izany resaka A, B C, D, E izany. Izhay mantsy ilay mpanao Lesabotsy tany am-pianarana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 12/02/2004 03:53
6. jhouhlambout
(
11/02/2004 17:47)
Raha tena tia loatra i C ary i B tsy dia miraharahan' i A dia tokony hisafidy Amour C.
Raha tsy mahay mandefitra A ka mety handrava ny zv -drehetra dia aleo C manao Amitié na Amour en cachette(mety koa).
Raha tsy mahay mandefitra A ka mety handrava ny zv -drehetra dia aleo C manao Amitié na Amour en cachette(mety koa).
8. fijo
(
13/02/2004 20:47)
miaraka ilay mifankatia e.b sy c izany,fa raha tehanao sisiny i A tsy maninona,fa tsy mandrava zavatra fotsiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 08:47
11. fijo
(
17/02/2004 10:40)
na aspirine.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 10:40
12. ccool
(
20/02/2004 12:17)
lasa cercle vicieux b io zavatra io d misy fo haratra maro maro ao,tandremo fa ny fo nge saropady e.ny oul rehetra nge sendra an'zany dol fa eo @ zay lay choix @farany we izy no tena tiko ary ,raha vovalinao izay fanontanina zay d tonga lafatra enao fa raha tsy vovaly fa mbola misy doute d ho sahirana enao d ho sahirana ko ny manodidina,....fais un choix c'est tout,tsara alou lay we tina dol fa ray @ reo ihany alaina e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 21/02/2004 00:17
13. hendry
(
21/02/2004 15:56)
a, b, c,x, y, z. Aiza moa no tsy hifamadika vehivavy samy vehivavy no farany hampiarahana eo dia zay vao tena tantara.
Zay ilay fitiavana matetika, izay tian´ny hafa ihany no ohatran´ny manintona sy tiana iarahana koa.
Raha azoko tsara zany dia mbola tsy miaraka i A sy B satria hoy enao i A tia an´i B, i C koa tia an´i B, samy mbola mikandrakandra zany izy roavavy? raha zay ny fandehany dia tsy hitako zay olana. Mba manao fifaninana masina zany izy roavavy dia zay mahazo an´i B koa, anjaran´i B no misafidy.
Raha efa miaraka i A sy B no sarotra ny raharaha; dia tsy maintsy handefitra zany i C noho ny finamanana, toa tsy rariny e raha jerena @ fitiavana tsy miangatra e?

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 22/02/2004 03:56
14. eli
(
21/02/2004 19:25)
finn ary ny olana r amifankatia i B sy C? d i A zany mandefitra sy manao zé nécessaire hifankatiavany tsara e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/eli ny 22/02/2004 07:25
15. fijo
(
25/02/2004 11:43)
i A koa anie afaka manao jokera e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 11:43
16. voahary
(
25/02/2004 18:51)
raha zah aloha A de zé mangina volamena e, rehefa avy eo ve tsy hita eo zay hatao ?? Raha tsy hoe hanao jokera tokoa, tsy milay zany e, aleo samy manana mapiditra D
17. fijo
(
26/02/2004 09:48)
raha misy D moa ko maninona,fa matetika amin'ny cas toa io dia samy te ho ao amin'i C daholo.hadino fa misy hafa anie any e.izay ilay fiainana e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/02/2004 09:48
18. six
(
26/02/2004 20:07)
ie samy manana ny anjarany io, raha anjaran'olona ve no iadianao ho anao, diniho tsara hoe aiza no tokony aleha, tsy azoko aloha ilay a, b, c E, fa ny ahy izay fotsiny hoe mety ve raha izao no izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 20:07