Toe-tsaina voazanaka
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
1. kally
(
04/02/2004 14:08)
Resahina foana io matetika.Aminareo misy ve izy io eto amintsika?Betsaka ve ary sokajin'olona toy inona avy no tena voakasik'izy io?
novalian'i ikaretsaka ny 15/03/2004 13:13
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
2. fijo
(
05/02/2004 20:56)
misy ary betsaka.indrindra ny olona taloha,sy ny ankizy amin'izao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/02/2004 08:56
![](https://avatar.serasera.org/cd0b10aafead5cdf2bde459991cb1fdf.jpg)
3. mbolatianakely
(
05/02/2004 17:55)
voazanaka amin'inn aloha lé izy ?
ny toetsaina voazanaka izany dia azo adika hoe tsy maharaka ny fivoaran'ny tekinolozia amizao na koa ny fivoaran'ny fiarahamonina vaovao.Raha izay dia betsaka tokoa satria maro ny ankamaroan'ny olona lebe no mbola mitazona ny soatoavina malagasy nefa ho disoana noho izany ve izy ireo ?
ny toetsaina voazanaka izany dia azo adika hoe tsy maharaka ny fivoaran'ny tekinolozia amizao na koa ny fivoaran'ny fiarahamonina vaovao.Raha izay dia betsaka tokoa satria maro ny ankamaroan'ny olona lebe no mbola mitazona ny soatoavina malagasy nefa ho disoana noho izany ve izy ireo ?
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
4. kally
(
05/02/2004 19:25)
Ka inona io fivoaran'ny fiarahamonina vaovao io ry Mbolatianakely?
Ny toe-tsaina voazanaka izany amiko dia ireo mihevitra fa ambany noho ny vahiny ny toe-tsainy,ny kolo-tsainy,ny fiteniny ka dia ariany daholo ireo satria ambany fa ny an'ny vahiny izay heveriny ho ambony no indrahindrainy.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 05/02/2004 19:25
![](https://avatar.serasera.org/3bf1114a986ba87ed28fc1b5884fc2f8.jpg)
5. shadow
(
05/02/2004 19:47)
Misy ny fanjanahana oh fotsny amninnn' moa ny oll no misy complexé refa miresaka @ vazah
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 05/02/2004 19:47
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
6. fijo
(
06/02/2004 20:17)
mbolatinakely>io voalazan'i kally io no atao hoe toetsaina voazanaka,fa tsy iry lazainao.ny anao dia toetsaina tsy maharaka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 08:17
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
7. donemaskit
(
06/02/2004 20:45)
mazava be nge zany e, na ny Gasy samy Gasy ihany aza dia ahitana an'io koa ; ny any ambanivohitra matetika mahatsiaro "kely" mihoatra @any an-tanandehibe. Ny vazaha rahateo manana fahalalàna kokoa, manam-bola lavitra ...
Mampalahelo lay toe-tsaina fa zay no misy, ny vaha olana apetrako dia ny famitana ny fianarana.
Mampalahelo lay toe-tsaina fa zay no misy, ny vaha olana apetrako dia ny famitana ny fianarana.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
8. fijo
(
06/02/2004 16:20)
marina io,fa ampiako hoe mitazoma ny maha anao anao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 16:20
![](https://avatar.serasera.org/8db580c56db65447a0d91bc06f62c66e.jpg)
9. nananie
(
06/02/2004 14:06)
Ny zavatra hitako alou de mbola ao io toe-tsaina io e!Ary mbola ho ela vao ho hafaka.Misy ol fantatro zay any Dago, ambony toerana any izy, fa nandalo taty izy woa, fa nikombona fotsiny.Complexé e!
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
10. kally
(
06/02/2004 15:37)
Io voalzan'i Nananie io ilay fahatsiarovan-tena fa ambany,sy tsy fahatokisan-tena.Tsy ambany mihitsy ny gasy.mampalahelo ,fa dia ampianaro ny ankizy hahatoky tena.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 07/02/2004 03:37
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
12. pitchou
(
07/02/2004 09:49)
tena betsaka ry kally ny olona mbola voazanaka eto! ny sokajin'olona rehetra voakasik'izany! ary mahatezitra indraindray satria raha gasy manam-pahaizana no miteny dia "c n'importe quoi!" ho an'ny gasy hafa fa raha vazaha "voilàààààààà! exactement!!!!!!" marina sy mety daholo izay lazainy! raha i sefobe gasy no maniraka d tahotra ny ho voaroka no hanaovana ny asa fa raha i vazaha kely d "c un plaisir! y a-t-il autre chose que je puisse faire pour vous? surtout n'hésitez pas, même en pleine nuit ... " raha teto Dago no nianatra ilay olona na nahavita doctorat sy nahazo prix de thèse aza d "il est complètement nul!!!!!" fa raha tany an-dafy, na tsy nahavita fianarana aza "il a fait des études, cela fait toute la différence!!!!"
aza matahotra ianao kally fa tena betsaka izany aty
aza matahotra ianao kally fa tena betsaka izany aty
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
13. donemaskit
(
07/02/2004 10:18)
marina mihitsy zany. Ary ilay fahatokisan-tena voalazan'i Kally io no tokony hananana sy hampitaina @ zanaka
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
14. fijo
(
11/02/2004 11:42)
ireo efa lazain'i kally sy pitchou ireo ny toetran'ny any amin tsika.ka dia anjarantsika no miezaka manova azy dien'izao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 11:42
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
15. pitchou
(
11/02/2004 13:54)
dia aoka ary samy hiezaka sy hitazona ny mahamety ny antsika e! no sady mampiseho @ olona mbola voazanaka ara-toe-tsaina fa ny maha ianao anao no hanajan'ny olona anao fa tsy ny fisolelahana @ vahiny (mety ve izany fiteny izany???)
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
17. fijo
(
12/02/2004 11:29)
sady azo ny tiana lazaina no tena marina ilay izy.tsy misy mandrara izay mpisoleleka ny olona.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 11:29
![](https://avatar.serasera.org/bffe698acb6fb3c7266b0f26f64eaa16.jpg)
18. isrine
(
17/02/2004 13:55)
za mitovy hevitra @ kally sy shadow t@ 5/02 teo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 18/02/2004 01:55
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
19. fijo
(
18/02/2004 09:55)
ka isika no tokony hiala amin'io bejour vazaha io voalohany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 09:55