Le seigneur des anneaux...

1. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:13)
Tsara sa ratsy?
novalian'i delvechio ny 08/04/2004 16:40
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:34)
Lay "les 2 tours" tsy tiako...
Lay "Le retour du roi" tena chef-d'oeuvre !!
3. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:55)
inona izany le retour du roi sy seigneur des anneaux? the return of the ling an'i Lord of the rings ve izany e?
4. jhouhlambout ( 04/02/2004 20:22)
zany mihintsy e!
5. imasoandro ( 05/02/2004 11:38)
ny ahy tiako rehefa le seigneur des anneaux, zany ka film...na scénario, na acteurs,...
6. imasoandro ( 05/02/2004 11:42)
ny mpilalao mahay nefa tsy mpilalao malaza be daholo!
saika i Sean Connery no nilalao an'i "Gondolf" fa tsy nanaiky ilay réalisateur!
7. donemaskit ( 07/02/2004 09:37)
Miaraka @ Matrix sy Tigre et Dragon, Le Seigneur des anneaux no pionniers-n'ny cinéma du XXIème
8. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:53)
harry potter ko :P
9. tenio ( 10/02/2004 16:12)
Film mananihany
10. donemaskit ( 14/02/2004 10:24)
za koa lou dé tsy nijery mihitsy e !!!
11. jhouhlambout ( 20/02/2004 19:16)
Nefa efa nahita....
12. donemaskit ( 20/02/2004 11:24)
tena mbola tsy nahita koa !
13. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:29)
Je cite:
donemaskit 03/02/04 - 22:34:
Lay "les 2 tours" tsy tiako...
Lay "Le retour du roi" tena chef-d'oeuvre !!

Donc nahita!
14. donemaskit ( 22/02/2004 10:36)
lé "Harry Potter" no novaliako tetsy aloha ka
15. jhouhlambout ( 27/02/2004 17:48)
Eny e:
"Harry potter et les 2 tours"
"Le retour de Potter"

16. delvechio ( 08/04/2004 16:40)
milay iny ka! tsy mahagaga izy ra nahazo ny ankamaron ny oscar farany teo!

jhoulhambout> ela mampme b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0435