Education politique
1. ratsiraka
(
03/02/2004 15:26)
Ilaina io mba hanavotana ny tanindrazana
novalian'i jhouhlambout ny 30/04/2004 12:22
2. donemaskit
(
03/02/2004 18:00)
vahavahao hoe azafady ny tiana lazaina @ "éducatoin politique" fa tsy mazava tsara
3. fijo
(
04/02/2004 20:43)
o radone a,zavatra mazava izany,ary hevitra marina,fa tena tsy misy an'io any amin'tsika.
5. 2689
(
04/02/2004 20:43)
Mila avotana amin' ny ahoana ny Tanindrazana, mila avotana amin' ny inona sa mila avotana amin' iza?
Sa mila avotana amin' ity "izaho no olan' i Madagasikara" izay tafaverina ary niantsambo voalohany eto amin' ny namana? (Sarobabay ...)
Carry on :) ing, and the world will :) with you.
Sa mila avotana amin' ity "izaho no olan' i Madagasikara" izay tafaverina ary niantsambo voalohany eto amin' ny namana? (Sarobabay ...)
Carry on :) ing, and the world will :) with you.
7. fijo
(
05/02/2004 20:43)
ratsiraka kosa aloha tsy misy mila azy intsony e.na ry voninahitsy aza.
done a,aty ialahy dia misy resaka kely momba ny fifidianana,ny democratie,ny problema amin'ny cité sns.ireny anie dia efa education politika e.fa tsy hoe tsy mikasika ahi io dia avelao hoany.
done a,aty ialahy dia misy resaka kely momba ny fifidianana,ny democratie,ny problema amin'ny cité sns.ireny anie dia efa education politika e.fa tsy hoe tsy mikasika ahi io dia avelao hoany.
8. hery
(
05/02/2004 18:12)
Iza no tokony hanaraka Education politique aloha?
Raha ohatra ka ny sasany izay nanao éducation politique nandritra ny taona maro nanjary namarina an-kady an'i Madagasikara sy ny vahoakany dia hoy zà hoe sao dia mba Education morale no ilaina???
Na rehefa farafaharatsiny hananana fo sport hoe rehefa resy dia mangina dia education physique? :)
Tsiky dia ampy

9. fijo
(
05/02/2004 19:55)
naika hametraka ilay fanontaniana aho,fa i hery no tonaga aloha ka dia io izy ratsiraka o;ny education nao aloha atao tsara,vao mijery ny an'ny sasany.
13. fijo
(
14/04/2004 23:42)
mahazotoa ary naninona kay no nadositra e.rehefa maty ve tsy hody any ihany.