L'amour,
1. ratsiraka
(
03/02/2004 15:30)
Io no mahatonga ny sasany tsy mahavita n'inon'inona!!!!!!
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:47
4. donemaskit
(
03/02/2004 18:05)
zay tsy mahita azy no jamba fa tsy zay miaina ao aminy. Lainga be tsara lahatra io tenin'i Tahiana io.
6. fijo
(
03/02/2004 19:56)
marina io voalaza io radone a.rehefa miaina an'io dia tsy mahatsiaro zavatra hafa intsony,ary tsy mahalala intsony hoe mety ve ity ataoko ity,sa ahoana.
8. fenomiora
(
04/02/2004 12:38)
Misy marina ihany ny an-dRatsiraka ka! Kanefa arakaraka ny fisehony ihany izany! Rehefa voadona aloha dia fanina e! Atao akory!
10. hery
(
04/02/2004 17:29)
Noho izany ve de hoe aza mitia?
Tsy tena fitiavana matoa tsy hahavitana na inona na inona... fa ny tena fitiavana lehibe noho ny finoana aza :)
kanefa ny finoana mahafindra tendrombohitra
Tsy tena fitiavana matoa tsy hahavitana na inona na inona... fa ny tena fitiavana lehibe noho ny finoana aza :)
kanefa ny finoana mahafindra tendrombohitra
16. fijo
(
05/02/2004 19:24)
fitiavana olon droa ilay izy ry ratsiraka,fa tsy vahoaka sy mpitondra.aleo hazava.
20. fijo
(
10/02/2004 11:52)
ny ahy dia io fitiavana io no tena hiainako e.fa mbola mitady azy aho izao.
