???mba hanadinoana tohiny
1. rlcj
(
23/01/2004 16:49)
tena mila vonjy ry zareo fa tena tsy mety mihitsy fa miraikitra lalina ato am-poko sy ato an-tsaiko tsy mety hadinoko mihitsy lay oul tiko a,tena mijaly be fa mba mila fanampiana raha azo atao.merci d'avance
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:08
2. ravatorano
(
23/01/2004 16:58)
aza eritreretina akori ny fisyani
dé adinonao houazy izy ry kama ah
dé adinonao houazy izy ry kama ah
3. kally
(
23/01/2004 20:44)
Aza mamisavisa ny fotoana niarahana loatra e!,aza mipetrapetra-drery,miasà mafy na mianara mafy,manaova fanatanjahan-tena,miaraha @ namana fa ho lefy ihany izany.
6. rinakely1
(
23/01/2004 12:06)
zako mbola volontaire hanasitrana ny ratram-ponao e!
tongava aty amiko an!
tongava aty amiko an!
7. ikaretsaka
(
23/01/2004 19:51)
o ry rina an..tsy mbola hitanao ilay ho eeo ampisafosafoana sy ampirevena izy no...ilay anaran'ilay olona hafa no voaantsony...tonga de midegonfle ohatran'ny balaonina protector voan'ny tsilo
10. jhouhlambout
(
26/01/2004 20:33)
manjary tafapetraka ka mipetraka ampahametrahana ka tsy misy fametrahana azy intsony rehefa tafapetraka.
11. fijo
(
27/01/2004 09:45)
avelao ny fotoana anao ny asany e,ary aza mipetraka irery,fa manantona olona foana
14. fijo
(
29/01/2004 09:22)
tsy mety io ralema raha tena tia izy a.(itan'ialahy izao radone)mijaly rehefa tena tia be.
mamonje namana dia manaova sport.ary rehefa mipetraka irery dia tadiavo izay ratsy rehetra vitany.
mamonje namana dia manaova sport.ary rehefa mipetraka irery dia tadiavo izay ratsy rehetra vitany.
15. rlcj
(
29/01/2004 19:43)
ka lay ratsy vitany nge efa mandeferako dole
mba mihezaka ny nitady ihany fa tena t@ny galy fantsy ndray no nitonatonana d nidona t@ poto ndray
mba mihezaka ny nitady ihany fa tena t@ny galy fantsy ndray no nitonatonana d nidona t@ poto ndray
16. fijo
(
30/01/2004 20:19)
mipetraha mihintsy aloha maka fotoana tsara,ary mandiniha tsara koa.mba tsy hiverenan'izay intsony.
