voambolam-pitiavana

1. besoiiin ( 23/01/2004 19:21)
maro ny teny miresaka momba ny fitiavana na ny fananahana izay sahin'ny malagasy no milaza azy mivantana raha teny vahiny no ampiasainy ! kanefa raha ny teniny no ampiasainy dia toa tsy azo lazaina sy ambara izany satria mamoafady na tsy fampiseho masoandro hono! fa dia nahoana loatra re??? rehefa tsy zakantsika ary dia aleo mba samy mampiasa atidoha isika mitady izay teny mora tononina sy matotra hasolo azy e! misokatra ny adihevitra ary!

faire l'amour = tsaokalentika
vagin = peta
pénis = balita
............
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:00
2. ikaretsaka ( 23/01/2004 19:47)
vagin=Bozy
faire l'amour= m'tse
nono=sakafonjaza
3. ikaretsaka ( 23/01/2004 19:49)
Firombenana=laisoa
nono=saosety
Mabany foatra=Ravin-tsaladr
poil Pubiene=bozaka
Tampom-po=tampoketsa

marihina fa voambolana efa nisy nampiasa tato @ serasera tato aby reo fa tsy noforoniko
4. donemaskit ( 24/01/2004 09:53)
pénis = ralava
vagin = pisokely
5. besoiiin ( 24/01/2004 19:17)
masturber: mananotena
rapport sexuel: jinja
faire l'amour mijinja
6. ravatorano ( 26/01/2004 19:09)
ny ankamaroan'irreo voambolana ampiasanareo ireo toa mbola misy eny vahiny nagadiana ihany "ravitsalady" ! hihihiiii
fa raha tena tenenina amin'ny teny gasy mahalaza azy é !
Mahagaga fa ny malagasy any amorontsiraka dia mivantana tokoa ny fiteniny sy ny fampiasany ny teana teny malagasy mahalaza izay tiany ho lazaina.Fa ny malagasy aty ampovoantany no mahatsiaro fa mamoafady ilay fitenenana.Raha tenenina eto zao izany dia siora zà fa tsy maintsy voafafa ity hafatro ity
7. shadow ( 26/01/2004 20:26)
Aiza no misy an'i Manerinerina sy
Tampoketsa syAndongona sy Ankaratra @ 'zany
8. besoiiin ( 26/01/2004 11:51)
any ambohidrabiby ry shadow a! hihihihi ! fa izao no tena marina e! tokony azo ambara mazava tsara rehefa teny malagasy madio ! oha tra : faire l'amour =m..... ; vagin= f... ; jereo fa raha ao @ dictionnaire malgache français ireny oha tra dia misy tsara ireo voambolana somary nocensureko ireo! ny tokony ho fady sy mamoafady dia ny ompa toy ny hoe putain na va te faire F.... ohatra! naizany aza aloha dia mitohy hatrany ny fitrandrahana ny teny azo lazaina fa mba matotra e!
clitoris: tsaramaso
.....
9. fijo ( 27/01/2004 09:35)
mikaroha daholo aloha,fa maro ny tenin tsika e
fory=akobo
clitoris=zanaliky
lakana=rambo
10. ravatorano ( 27/01/2004 18:57)
hihihihhhhh
oka marina ry zalah fa tena henjana be le dika teny ah
aleo avy de le tena teny gasy no ilazana anazy de vita é
11. ikaretsaka ( 27/01/2004 17:36)
ka misy karazany 2 ange ry ravatorano ny malaghasy e.. i
Misy ny malagasy mivantana, misy ny malagasy manao an-kolaka!
ny tena nampihomehy ahy hoa ilay niaraka t@ peace corps Amerikanina dia poritra te hamany ilay tompotrano dia nera hoe mba handeha hivoaka.. , dia gaga ranamana vahiny hoe andro avy orana be sy efa alina be io ianaono handeha hivoaka? dia nony vita ny natao dia hoe ... ary toa tsy nivoaka ianao teo? sa kao natahotra orana dia tsy nivoaka?
12. fijo ( 28/01/2004 09:52)
ka io ilay toe tsaina menatry ny azy.ny vazaha izao mihira tsy misy henatra izany:"faisons l'amour,avant de nous dire ciao,ciao"fa raha gasy no mihira an'io.asa fotsiny.
raha vazaha no manao string :"hay tsara be,manendrika azy,sns"fa raha gasy:"makorelina mihintsy,tsy valahary sns"izay e
13. donemaskit ( 28/01/2004 10:42)
marina iny klé, hita mihitsy ny tsy fitovian'ny toe-tsaina.
14. fijo ( 28/01/2004 16:54)
miankina amin'tsika io e.
15. lema ( 28/01/2004 11:37)
raha iresaka zany dé hoe andé anao tsaokalentika @ lé sipa be laisoa atsy za dé ho tsetsafiko ny zanalikiny fa be akobo be izy lasa enjana be rambo vao nahita ny saosety .misy kopy zany io phrase io @zao sa ahona?
16. xxx ( 28/01/2004 15:27)
aza mampmé ry lema a! hi!hi!
17. donemaskit ( 28/01/2004 15:36)
Teny inona io raLema ? ary azoko lay izy an !
18. lema ( 28/01/2004 15:46)
fa nga tsy hoe ampiasa voambolana indray e!
19. besoiiin ( 28/01/2004 16:58)
hhihihihihihi gravy ihany raha izany no miseo an! dia mba heritrereto ange eh! tena tsy possible hoe toa izany ny firesaky ny parteur @ vadiny ka! na i Ravalomanana @ vadiny! sa ve mety ho sahala @ zany ??? tsy ratsy ilay voambolana ka! ny forumistes rehetra izany izao dia efa kôpy tsara daholo an! sur daholo aloha fa maika hanao tsaokalentika aho fa efa alina ny andro e!
20. fijo ( 29/01/2004 09:15)
tay ela ralema an.avy dia nampiarin'ialahy ilay izy.ka dia anjaran tsika ary no mahita hoe mora ve raha toa io no firesaka.andeha anao tsaokalentika koa aloha e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2619