Windows 95 sy Windows NT

1. xxx ( 15/01/2004 19:39)
Misy logiciels Win95 tsy mety mandeha @ Win NT. Misy fika ve hampadehanana an'izany?
novalian'i srakoton ny 23/01/2004 18:22
2. jhouhlambout ( 15/01/2004 13:07)
Eny, soloy ny HardDisk
3. xxx ( 16/01/2004 10:17)
Tsy misy fik avelao @ zao!!
4. jhouhlambout ( 16/01/2004 13:57)
Efa hoe soloy ny Disque dur ho aho
5. mouvoka ( 18/01/2004 19:20)
Ka efa izay no nanaovan'ny mpanamboatra ny logiciel. Mandeha @ win95 fa tsy mandeha @ winNT => tsy misy fika. Fa tsetratsetra tsy aritra inona izany logiciels izany ?
6. srakoton ( 23/01/2004 18:22)

Zavatra azo atao : Win95 efa tsy dia miady amin'ny logiciels ankehitriny..Sarotra ho anao ve ny miova vers WIN 98...XP aloha resaka lavbe manaraka ny arabe vao mety ho vita...Fa mila amin'ny Win 95 dia miditra Win 98..Saingy asa ny configuration manao ahaoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088