hianatra any Canada anglophone na usa

1. xxx ( 14/01/2004 18:13)
inona kay ny papier sy condition hafahana miditra @ université any?
manahona ny fiainan'ny étudiant en général any?izaho aty france de te-hianatra kely any pour 1 année.misaotra mamaly
novalian'i cutie ny 31/05/2004 23:07
2. xxx ( 15/01/2004 10:53)
ny teny Anglisy aloha mahasaha tsara, ary samihafa tanteraka mihitsy ny systeme fampianarana... amin'ny manaraka tohizako
3. xxx ( 15/01/2004 10:33)
de raha masaka ny teny anglisy de ahona @ zay?
4. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:29)
dia ny mitady univerite mety handray anao @ izay no atao ko dia manamboatra saina hiaritra kely ny hatsiaka canadianina sy ny culture shock ary ny tsy fitiavan-dry zareo frantsay
5. fijo ( 21/01/2004 11:41)
ka isika gasy dia tsy maninona ka
6. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:27)
marina io
7. pitchou ( 07/02/2004 09:29)
rizareo kanadiana koa tia vahiny ka!
8. fijo ( 11/02/2004 11:24)
fa misivana be.
9. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:58)
sivana tsy maintsy misy ko indrindra@ izao be mpampihorohoro izao
10. kitjo ( 21/03/2004 10:53)
bdb ny sites web misy ny fikarakarana rht,jereo fa any dol h@ resaka climat,depenses,diplome ilaina,fanomanana TOEFL,.....
11. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:49)
marina ny an'i kitjo
12. cutie ( 31/05/2004 23:07)
ataovy alou ny recherche universite tinao aleha de araho daholo ny fepetra rehetra takiana.De ho hitanao eo e.Raha aty usa io a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1472