hianatra any Canada anglophone na usa
1. xxx
(
14/01/2004 18:13)
inona kay ny papier sy condition hafahana miditra @ université any?
manahona ny fiainan'ny étudiant en général any?izaho aty france de te-hianatra kely any pour 1 année.misaotra mamaly
manahona ny fiainan'ny étudiant en général any?izaho aty france de te-hianatra kely any pour 1 année.misaotra mamaly
novalian'i cutie ny 31/05/2004 23:07
2. xxx
(
15/01/2004 10:53)
ny teny Anglisy aloha mahasaha tsara, ary samihafa tanteraka mihitsy ny systeme fampianarana... amin'ny manaraka tohizako
4. ikaretsaka
(
15/01/2004 19:29)
dia ny mitady univerite mety handray anao @ izay no atao ko dia manamboatra saina hiaritra kely ny hatsiaka canadianina sy ny culture shock ary ny tsy fitiavan-dry zareo frantsay
10. kitjo
(
21/03/2004 10:53)
bdb ny sites web misy ny fikarakarana rht,jereo fa any dol h@ resaka climat,depenses,diplome ilaina,fanomanana TOEFL,.....
12. cutie
(
31/05/2004 23:07)
ataovy alou ny recherche universite tinao aleha de araho daholo ny fepetra rehetra takiana.De ho hitanao eo e.Raha aty usa io a.
