Misy mahalala ny antony ve?

1. isrine ( 17/01/2004 19:05)
Misy an'ity message ity foana matetika miverina eto @ ordi, nefa ilay bandy nasaina nijery azy milaza fa tsisy dikany avy hono io message io, matetika anefa mikatso ny ordi raha vao io message io no miseho. ity ilay message " ce programme va etre arreté car il a effectué une operation non conforme. si le problème persiste, contactez le revendeur du programme".
Bye
novalian'i ds ny 10/02/2004 09:07
2. aristar ( 17/01/2004 12:01)
hinona ny ordi-nao.
Processeur : ?
Système d'exploitation : win95, win98, XP, XP Pro....
hinona ny programme mandefa ilay message ?
Systématique ve ilay message ? sa indrindray fotsiny ?
Manao Scan Disk naha Defrag isan-kerinandro ve ianao @ ordi?
Misy Anti-Virus ve ny ordi ?
Firy ny espace libre eo @ disque dur ?
Raha tsy lazainao daholo izany dia tsy isy afaka hamaly anao ny olona
3. xxx ( 17/01/2004 14:19)
mety ho virus io, mety ho fahasimbana secteurs ao amin'ny disque dur, mety ho ilay programme mintsy no tsy matotra, na koa ny olona mampiasa azy (tsy hoe mamely akaiky aho fa tena possibilité io).
Fa zao no atoroko anao : miantsoa olona hi formate azy dia reinstalleo dia amidio dia mividiana vaovao fa efa mora be zao sady misy garantie 1 an foana,
veloma isrine
ary efa nahita dokotera ve ianao io ? sa moa tsy ianao ilay mitady dokotera ?
4. isrine ( 17/01/2004 19:17)
salut!
x: resaka hafa ny eto fa tsy dokotera.
aristar: isan'andro no misy ilay message, indray2 vao manokatra ordi, indray2 eny anelanelampotoana eny.
Ny scan disc isankerinandro, ny defrag taloha nety, satria isankerinandro no ataoko, fa @ izao, de tsy mety hatra@ farany.
misy anti-virus ny ordi.
win 98 ilay izy.
Ny fanontaniana sasany tsa haiko ny mamaly azy.
bye
5. ikaretsaka ( 18/01/2004 11:24)
programme inona ry isrine no tena mpanao an'ilay izy?
6. mouvoka ( 18/01/2004 19:18)
Ka efa lazainy eo hoe ho hidiana io programme io fa misy tsy metimety... koa inona indray ? Jereo tsara fa rehefa ho lancer-na ilay programme dia misy an'io. Raha tsy fantatrao ilay programme dia re-installer-o ny système. Raha mbola tsy mety dia formater-o avy hatrany ny HDD dia re-installer-o tsirairay ny programme.
7. aristar ( 18/01/2004 19:47)
Internet explorer ve no programme manao operation non conforme sa programme hafa ?
Nanao matetika Windows Update ve ianao ? Menu Démarrer / Windows Update.
Raha tsy nanao Windows Update mihintsy ianao dia sarotra ihany raha toa ka modem 56k satria fichiers 40-60 Moctets no telecharger-ny ary voatery mi-redemarrer ny ordinateur imbetsaka indrindra raha nanao mise à jour an'i Internet Explorer sy Windows Media Player ary DirectX..
Raha toa ka reformater-nao dia my re-installer tsirairay ny programme ianao dia ny Windows98 tsy mise à jour satria ny CD misy azy tsy misy ny mise à jour voatery mankany @Microsoft par Windows Update. Be dia be failles de sécurité corrigées ao @ Windows Update sy mise à jour ny driver carte graphique sy ny carte son. Windows 98 sa Windows 98 Deuxiéme Edition ve ny OS-nao.
Clic droit sur poste de travail puis Propriétés et tu le verras avec le type de processeur
8. aristar ( 18/01/2004 19:49)
Internet explorer ve no programme manao operation non conforme sa programme hafa ?
Nanao matetika Windows Update ve ianao ? Menu Démarrer / Windows Update.
Raha tsy nanao Windows Update mihintsy ianao dia sarotra ihany raha toa ka modem 56k satria fichiers 40-60 Moctets no telecharger-ny ary voatery mi-redemarrer ny ordinateur imbetsaka indrindra raha nanao mise à jour an'i Internet Explorer sy Windows Media Player ary DirectX..
Raha toa ka reformater-nao dia my re-installer tsirairay ny programme ianao dia ny Windows98 tsy mise à jour satria ny CD misy azy tsy misy ny mise à jour voatery mankany @Microsoft par Windows Update. Be dia be failles de sécurité corrigées ao @ Windows Update sy mise à jour ny driver carte graphique sy ny carte son. Windows 98 sa Windows 98 Deuxiéme Edition ve ny OS-nao.
Clic droit sur poste de travail puis Propriétés et tu le verras avec le type de processeur
9. moi ( 19/01/2004 16:47)
Tsy maintsy fantarina ny nahatonga ilay hoe "Opération non conforme" satria mazava hoe "... a effectué une opération non conforme"
Sao dia nisy mise à jour na install vao haingana, dia izay no nahatonga azy ? Tilio tsara hoe rehefa inona no alefa dia miseho ny message ? Mety ho programa roa tsy mety miaraka mandeha koa ilay izy. Azo jerena koa ilay satria io manondro module, na nom fichier dia ampitao ahitana ny mety ho voa.
Fa ilay hoe "Amidio" kosa aloha hoatry ny mbola aloha loatra e !
10. srakoton ( 23/01/2004 18:04)
Rehefa miseho io " message " io dia matetika rehefa jerena ny " détails ", rubrique miaraka amin'io message io dia probleme KERNEL no antony. Raha probleme KERNEL dia azo heverina hoe tsy dia grave loatra...Fa raha hafa no lazain'nyt " détails " misy logiciel en conflit amin'ilay zavatra atanonao...Ohatra hoe Capture video...ohatra koa hoe raha m- graver CD ianao...dia misy logiciel tsy mety miara-monina...Atao ahoana moa fa olombelana misaina aza toy izany.. Ka identifieo aloha ny lazain'ny " Détails " dia mora hoan'ireo namana plus spécialisé angamaba manoro hevitra anao. Ny hevitra mora Tompoko tera-bary.
11. rjnirina ( 06/02/2004 09:01)
Zao ry namana a : tsy manome tsiny an'le razoky nalainao aho wé tsy mamovok'lery. "Tena tsy de misy dikany tokoa" ny fandraisan'ny ol efa leon'io message io. Tokana ny antony mahatonga an'io matetika indrindra : BOGUE du système (OS) Windows!!! Incroyable mais vrai! Misy zavatra maromaro izay mbola tsy fantatry ry zalà Microsoft (équipe DEV) mihitsy ny mahatonga anazy de lazaina fa "opération non conforme" mba hialany pa. Resaka gestion-na appels systèmes any amina niveau ambanimbany any (bas niveau, hoy ny mpahay raha) kanefa tena iankinan'ny ain'ny système no itoeran'ny olana. (Hitohy...)
12. rjnirina ( 06/02/2004 09:08)
Tohiny (#1)
Tsy omeko tsiny ianao raha tsy mahavita mamaritra tsara wé isaky ny maninn de miseho le message ; na ry zalà namorona ny windows aza mba sahirana koa mikaroka ny antony mazava mahatonga an'io. Misaora an'Andriamanitra fa mba tsy lé "fameux écran bleu" no mahazo anao matetika.
Izao koa ny antony hafa (par conséquent) : tsy compatible am' version-lé windows ampiasainao (Win98, hoy ianao) le appli ampiasainao. Solution'izay : miovà version-na Windows!!! Miakara amin'ny ambonimbony kokoa (je te conseilles Win2000, fa io no hitako fa mba stable tsara tout en restant PLUS compatible aux versions antérieures), ireny manko efa mba manitsy ny défaut sasantsasany tamin'ny version windows taloha. (hitohy...)
13. rjnirina ( 06/02/2004 09:15)
Tohiny (#2)
Tsy voatanisako aminao ny antony rehetra nahatonga an'io message io, ary na ny Microsoft koa aza tsy hahavita an'zany. Hamafisiko ihany fa défaut-n'ny Windows io! Tsy misy solution mihitsy hanafoanana an'io afa tsy ny tsy fampiasanao windows intsony! Ninninn windows ampiasainao manko de mbola tratran'io message io ihany ndraindray! Raha fantratry ry MS io de efa nolazainy mazava tsara (toy ny fanaony) ao anatina boîte de dialogue hafa (tsy de mampitahotra) wé inn lé erreur ? ary wé inn ny soluce ?
Mety misy blème ny diskanao, kanefa matoa velona ny windows de tsy ny faritra misy ny système no voa fa any amina *.dll ampiasainy any angamba...
Donc : vérifieo tsara le matôsy (hard) : atôvy ny bilan-ny ; amboary/soloy ze tsy mamely ao. Refa afa-po ianao, de izao atao :
(hitohy...)
14. rjnirina ( 06/02/2004 09:20)
Tohiny (#3) sady farany.
1.Alefaso de ampiasao lé appli nampivôka an'le message. Mbola mivôka ve le message ? Redémarreo ny matôsy. De avereno le nataonao teo : hohitanao am'zay hoe naninn no nivôka le msg.
2. Raha vô démarre-na le appli ka mivôka le message de : tsy mety am' version-na windows (OS) ampiasainao zany le izy, donc tu l'dézinstalles. OK?
3. Hamafisiko fa tsy matériel matetika no antony mampivôka an'io msg io fa rézon logicielle tsotra izao (90% des cas hitako). Misy algo tsy mety ny an-dry Bill Gates et Cie ka ny mpanjifa (ianao) no mitondra faisana sy mizaka ny mangidy toy izao.
Conclusion: Aleon'ny MS ange manatsara interf toy izay manitsy bôgy e! Ka aza de sodokan'ny hita maso fa mba hadihadio ihany izay fandehan'ny OS (système d'expl.) ao @ miafina ao.
Afa-po v enao ? Za efa mitady ho afa-po am' valin-teny manko.
15. samarina ( 07/02/2004 16:30)
Pb tsotra io, mila manao reintallation Win fotsiny nareo fa pb logiciel corrompu io na ny arbre OS no efa misy fahasimbana kely.
Rehefa mi-insiste le olana de any @ RAM indray ianao mandeha, tonga de soloy.
16. ds ( 10/02/2004 09:07)
Isrine :
Raha tsy mbola sitrana ilay aretina, dia lazao mangingina ato :
doc.strange@wanadoo.fr
ka rehefa sitrana, dia avoaka eto ny fomba nitsaboana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2189