rahara tadiavina

1. lema ( 16/01/2004 11:51)
betsaka ny sipa mitaraina fa napijaliana bandy,rehefa dinihina anefa dé tsy misy mampijaly azy fa ry zareo no mampijaly tena
répondu par fijo le 03/02/2004 19:18
2. moi ( 16/01/2004 12:19)
Sao mba tsy zany kosa e !
3. xxx ( 16/01/2004 12:44)
nareo kofa anie ny mampijaly @nareo mety tsia @nay ary oh²zay ihany kou!!

inona ilay atao hoe mampijaly tena??
4. xxx ( 16/01/2004 13:57)
ny tiany tenenina kosa ngamba d we raharah tadiavina ny hiarahana @ bandy
5. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:54)
Tsy misy bandy mampijaly izany fa ny sipa no tia mihaina ao anatin'ny fijaliana!! sa ts'izany?
6. donemaskit ( 16/01/2004 15:47)
raha mazô dia zay!
Tsisy moyenne zany io e : misy sipa mampijaly bandy, misy bandy mampijaly sipa, misy sipa mampijaly tena, misy bandy mampijaly tena... afaka aninona?
7. xxx ( 16/01/2004 18:18)
lé mampijaly tena anie tedavina!oh hoe ra misy zao kofa ray tia sipa nefa ilay sipa tsy tia azy!d nareok ofa miteny hoe nareo ba ampijaly na mampifila! d tsy ohzany v ?
8. donemaskit ( 17/01/2004 09:57)
fiainana zany e! Tsy maintsy misy ohatr'zany na sipa na bandy. Le truc c de savoir s'en sortir meilleur(e)
9. rinakely1 ( 17/01/2004 15:18)
marina mitsy io tenin'ny lema io fa ny oln ihany no mahatonga azy mijaly sns!
10. lema ( 17/01/2004 15:33)
tena mitovy revy isika ry rina a!
11. shadow ( 18/01/2004 18:12)
Tsy aleo zany nareo ampiarahana !
Za vonona hanamasina azy.
12. donemaskit ( 18/01/2004 19:45)
ohatra ny t@ papozy reny :

rina = lema lol
13. kally ( 18/01/2004 20:14)
Ary ny lehilahy mpamono vady ohatra?Tsy mampiditra vola ao an-trano ohatra?Ny lehilahy manitsakitsaka mandeha miteraka any @ vehivavy hafa nefa manambady aman-janaka ara-dalàna ao an-trano,dia lazainareo fa tsy misy lehilahy mampijaly ve?
14. donemaskit ( 18/01/2004 10:28)
Ireny mamono vady reny tokony ho-condamner-na à mort daholo mihitsy zay tratra!
Izay miteraka @ olon-kafa nefa efa tsy divorcé(e) koa tokony asaina mandoa amende...
15. donemaskit ( 18/01/2004 13:09)
Ny vehivavy koa tokony mba fantarina tsara izay vadiana fa tsy zay taokalahy sy tsy hay any no alaina vady...
16. kally ( 18/01/2004 14:47)
Misy olona hendry tsara izao ry Donemaskita nony nivady a!afaka 5 na 6 taona izy,asa izay mahazo azy eo,lasa mifampitarika @ vehivavy hafa dia miteraka any,dia hadisoan'ilay vehivavy ve izany?
17. mozart ( 18/01/2004 16:06)
sa aloha mbô tsy manambady e!!
18. donemaskit ( 18/01/2004 16:52)
Refa ao ilay Fitiavana tsy tokony hisy mihitsy zany toe-javatra izany...
19. kally ( 18/01/2004 19:56)
Misy izany Donemaskit a!Matoa anie mitomany sy mitady ny hevitra rehetra ilay tena vady dia mbola tia izy e!ka nahoana no lazainao hoe raha ao ny fitiavana tsy hisy mihitsy izany?Misy izany kah!
20. donemaskit ( 19/01/2004 20:08)
Rehefa ao ary lay Fitiavana dia voavahan'izy mivady ihany io raha io... Misy hadisoan'ilay vehivavy koa matoa lasa niova ny vadiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2663