rahara tadiavina

21. pitchou ( 19/01/2004 10:40)
rehefa misy anakiray @ ny mpivady no tsy mokolokolo ny fitiavany, na hanao ezaka tahaka ny inona aza ilay iray tsy mandeha io! tsy maintsy miara-mikolokolo ny fitiavan ny mpivady! tsy voatery ilay ramatoa na ilay rangahy no diso @izany! fa samy mila finiavana
22. rinakely1 ( 19/01/2004 10:53)
rina=lema @ aona ary?
mitovy feeling fotsiny zay fa tsy midika we tokony hiaraka!
23. nata ( 19/01/2004 11:10)
reny ol mitovy feeling reny no tokony hiaraka!!
24. lema ( 19/01/2004 13:54)
za alou de vonona fa miankina @ rina sisa e!ny mpanamasina kou mou zany efa vonona.énao sisa ry rina no topon'ny kozy farany
25. manantsoa ( 19/01/2004 18:13)
misy aloha tena mitady raharaha mihitsy nasipa na bandy e!
Efa fantatra fa tena tsy mifanaraka aminao izao dia mbola iarahana ihany.
Tena ilaina mba olona tena mifankatia no miaraka ,raha tsy izany dia ho sahirana sy hijaly eny foana . akory atao fa sitra- pony izany !
26. fijo ( 20/01/2004 09:05)
misy marina aloha fiovana eny an dalana eny e.fa misy antony koa matoa miova ny iray.
radone a.kondanena ho faty ahoana ary ity.fampirafesana ve dia hamonoana olona.sao dia misy blema letsy ao ananona ao le.
raha hoatra kosa aloha ka efa hita taloha fa olona mpampijaly nefa mbola nidirana foana,dia hoy aho hoe,"botry milay asara,ka mitady jaly hoan'ny tenany"dia mihafia ao.
27. donemaskit ( 20/01/2004 09:12)
Fijo a, vakio tsara leisy, tsy ilay mampirafy no condamner-na fa ilay mamono vady... nuance be!
28. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:09)
ka matoa mamono matoa misy mitarika any an-kafa ivelan' ny vady... ao raha
29. donemaskit ( 20/01/2004 10:13)
ce n'est pas une évidence.... mety hatezerana, hamamoana, hadalàna fotsiny zao.
30. ikaretsaka ( 20/01/2004 13:22)
ka izay ilay hoe ao raha..maninona no tezitra/ maninona no mamo? maninona no adala?
31. kally ( 20/01/2004 19:46)
Ka nidiran'ny hagegena niaro kasoa,sambatra loatra dia mitady olana!
32. donemaskit ( 20/01/2004 09:26)
mety resa-bola io, na asa, ...
33. lema ( 20/01/2004 11:26)
refa vonona ianao d mitenena!fa efa miandry lemakely!
34. pitchou ( 20/01/2004 15:37)
ka efa hoe "tezera re f'aza manota!"
35. manantsoa ( 20/01/2004 19:51)
hay ve pitchou mba maka hevitra ao @ baiboly ihany e ?
f' angaha tsy anganon' ny jiosy akory no ao ?
36. fijo ( 21/01/2004 09:01)
ka ilay mamono vady anie radone mety ilay sipa no mandrangotra be voalohany e,dia mba lasa koa ny an drangahy.
misy antony daholo io matoa mitranga e.
37. donemaskit ( 21/01/2004 10:06)
aza mananihany @ zany raFijo fa zava-misy mahatsiravina zany a, mbola tsy nahita vehivavy nodidian'ny vadiny t@ lames, nokapaina t@ maritoa mantsy...
38. pitchou ( 21/01/2004 17:28)
angaha misy an'izany ao anaty baiboly? tsy fantatro indray izay fa tsy baiboly no nakako an'io fa ilay hiran'i Ludger " izao no voady izay ataoko tsy maintsy tanako ... tandremonao ny sotasota, tezera re fa aza manota ...." mety ny baiboly kosa angamaba no naka feeling t@ ilay hira ko.
39. rinakely1 ( 21/01/2004 15:17)
andraso kely akia ry lema fa sao d miroso any@ tsy mahay maka eo isika kle!
40. fijo ( 21/01/2004 19:00)
done>taiza indray letsy izany le.lasa lavitra loatra kosa raha izany.
pitchou>hay ve tianao be koa iny hira iny e.ndao ary hiara ihira e.
rinakely> lasa izany nareo e.mahaiza maka an.tandremo fa ramozart koa tara an.ih,ih,ih.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092