rahara tadiavina

41. ikaretsaka ( 21/01/2004 19:03)
hmmmmm hahahahaha
42. kally ( 21/01/2004 19:30)
Laingany izany Rinakely a! sao dia lasa any @ tsy mahay maka marina k'izay vao hoe raharaha tadiavina eo tokoa!
43. ikaretsaka ( 21/01/2004 19:31)
raha ilay mamono midarika aloha pozuy aho fa ilay manongoo de ie
44. donemaskit ( 21/01/2004 19:40)
Izany leisy no zava-misy a
45. lema ( 22/01/2004 10:38)
rinakely:miankina aminao sisa e! ary ataovy serieu houa ty resaka ity
46. fijo ( 23/01/2004 20:33)
lema>de ho serieux eto kosa ve,fa mba ary ambadika ary e.
>ratsy kosa raha izany no famonoana vady ka.
ny ahy indray raha vao mandrangotra,na manongo,avy dia anaovako judo hitsilany ery.
47. bice ( 23/01/2004 10:30)
any amin dry donne kou zany mbola tena zouloub
loi du plus fort
48. donemaskit ( 23/01/2004 11:03)
mbô mamakia gazety ranamana a, sa aty aminay ihany no misy an'izy ireny ?
49. rinakely1 ( 23/01/2004 12:01)
iza njay zany zoulou moderne ato zany e!
50. lema ( 23/01/2004 12:49)
ka atao ato ny anay sy rina de nareo rehetra ato @ forum no vavolombelona.
51. kally ( 23/01/2004 17:56)
Any aminareo any andafy any ihany no be marary saina biby fihetsika ohatr'izany ramaskita fa aty mbola hendry ny gasy na sarotra aza ny fiainana.
52. donemaskit ( 23/01/2004 19:14)
Ndao ary atao hoe hendry ny Gasy e... Ny Gasy marina kay moa ka lafatra.
53. bice ( 27/01/2004 09:25)
donne nga vozongo e
hendry sika zany hoe
54. donemaskit ( 27/01/2004 09:33)
mbola tsy nahare an'i Chirac niteny hoe "les Français" mihitsy nga e ?! sa "nous" foana no teneniny ?


za Gasy ka.
55. fijo ( 28/01/2004 09:01)
an,an,aza miady eto ianareo,fa raha mitohy izao dia voatery hiantso an'i sarko aho.ao mifanoroka daholo aloha dia milamina.
56. donemaskit ( 28/01/2004 10:51)
aleo mifandray tanana ihany ka. lol
57. fijo ( 28/01/2004 16:44)
tsy maninona fa tsy miady aloha
58. lema ( 31/01/2004 10:09)
aza miady fa mifanekera e!
59. kally ( 31/01/2004 10:28)
Fa ny hevitra io miady io sa ny olona e?
60. lema ( 31/01/2004 12:42)
tsy aiko tsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093