rahara tadiavina

61. pitchou ( 31/01/2004 17:08)
ary tena agressif b i lema izany an! manaikitra mihitsy???? sa tena nitady raharaha tokoa t@ nandefa an'ity forum ity?
62. lema ( 01/02/2004 14:06)
fa ra énao ndray dé tsy agressif za ka
63. fijo ( 02/02/2004 19:45)
calme ihany nareo e.hevitra ampiadiana.
64. donemaskit ( 03/02/2004 20:50)
an'i Lema sy Pitchou ndray ano no mifanao bisou kely dia mpinamana.
65. fijo ( 03/02/2004 19:18)
ie,bisou kely aloha dia minamana,fa tsy miady izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119