Manambady
1. shadow
(
19/01/2004 17:46)
Maninn' hwa ry zalahy ny bandy refa manambady no lasa matavitavy izany sa mitombina le hoe miadana ara-panambadiana nefa misy tsy miadana mbola ngeza fôna?
novalian'i fijo ny 29/01/2004 16:24
3. marcos
(
19/01/2004 18:54)
mampatavy sy mahatsara tarehy ny manao au mois isaky 2 jours :afaka ny stress,miramirana ery efa avy eo ,tsy kizitina ,andramo anie fa hisaotra ahy ianao
10. fijo
(
20/01/2004 09:44)
ny mampatonga ilay hoe matavy rehefa manao matetika dia satria milache ny muscle.dia miampy ilay tsy dia manao sport firy intsony dia izay ilay tavy kely fa tonga.
ary ny manam bady dia izay ny fiainanay.
ary ny manam bady dia izay ny fiainanay.
11. ikaretsaka
(
20/01/2004 10:53)
mikotrana ihany ra fijo an... na baskety ialahy sy ny paniers irery aza
12. mbateho
(
20/01/2004 18:59)
te hatavy ngah shadow, manambady haingana e, dia ho hita eo, fa ny fahitako azy dia vita karakara daholo @ resaka sakafo rehetra e.
13. mbateho
(
20/01/2004 18:59)
te hatavy ngah shadow, manambady haingana e, dia ho hita eo, fa ny fahitako azy dia vita karakara daholo @ resaka sakafo rehetra e.
15. shadow
(
20/01/2004 13:10)
Tsy olana indray ny @ iny fa za mahay mahandro kaly mahay manasa lamba sy ze mety ho asa fanaon'ny vehivavy. Ny probl kely fotsiny angah de mety ho izho indray no hikarakara azy fa tsy izy no hikarakara ahy raha fantany izany de tsy hatavy ndray za fa vao may hifintina.
