Manambady
1. shadow
(
19/01/2004 17:46)
Maninn' hwa ry zalahy ny bandy refa manambady no lasa matavitavy izany sa mitombina le hoe miadana ara-panambadiana nefa misy tsy miadana mbola ngeza fôna?
répondu par fijo le 29/01/2004 16:24
2. ikaretsaka
(
19/01/2004 18:02)
arakarakilay vadin'ialahy io ko...misy manambady de niha nahihy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/01/2004 18:02
3. marcos
(
19/01/2004 18:54)
mampatavy sy mahatsara tarehy ny manao au mois isaky 2 jours :afaka ny stress,miramirana ery efa avy eo ,tsy kizitina ,andramo anie fa hisaotra ahy ianao
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/marcos le 19/01/2004 18:54
4. donemaskit
(
19/01/2004 19:26)
nde koa zany ah hanandrana sao dia mbô mahazo kilao kely!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 19/01/2004 19:26
5. shadow
(
19/01/2004 10:28)
Le manao ve zany no tena mampatavy sa le manambady eh?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/shadow le 19/01/2004 22:28
6. rinakely1
(
19/01/2004 10:34)
tsara karakara kosany izy zany e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 19/01/2004 22:34
7. rinakely1
(
19/01/2004 10:35)
ny lélà v rah manao zany tsy mahia ry shadow?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 19/01/2004 22:35
8. ikaretsaka
(
19/01/2004 12:38)
arakaraka io ry rinakely...misy niha natavy nisy iha nahihy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/01/2004 00:38
9. ikaretsaka
(
19/01/2004 12:39)
arakaraka io ry rinakely...misy niha natavy nisy iha nahihy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/01/2004 00:39
10. fijo
(
20/01/2004 09:44)
ny mampatonga ilay hoe matavy rehefa manao matetika dia satria milache ny muscle.dia miampy ilay tsy dia manao sport firy intsony dia izay ilay tavy kely fa tonga.
ary ny manam bady dia izay ny fiainanay.
ary ny manam bady dia izay ny fiainanay.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 20/01/2004 09:44
11. ikaretsaka
(
20/01/2004 10:53)
mikotrana ihany ra fijo an... na baskety ialahy sy ny paniers irery aza
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/01/2004 10:53
12. mbateho
(
20/01/2004 18:59)
te hatavy ngah shadow, manambady haingana e, dia ho hita eo, fa ny fahitako azy dia vita karakara daholo @ resaka sakafo rehetra e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mbateho le 20/01/2004 18:59
13. mbateho
(
20/01/2004 18:59)
te hatavy ngah shadow, manambady haingana e, dia ho hita eo, fa ny fahitako azy dia vita karakara daholo @ resaka sakafo rehetra e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mbateho le 20/01/2004 18:59
14. donemaskit
(
20/01/2004 12:15)
ary raha tsy mahay mahandro hanina ramatoa?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 21/01/2004 00:15
15. shadow
(
20/01/2004 13:10)
Tsy olana indray ny @ iny fa za mahay mahandro kaly mahay manasa lamba sy ze mety ho asa fanaon'ny vehivavy. Ny probl kely fotsiny angah de mety ho izho indray no hikarakara azy fa tsy izy no hikarakara ahy raha fantany izany de tsy hatavy ndray za fa vao may hifintina.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/shadow le 21/01/2004 01:10
16. shadow
(
20/01/2004 13:11)
Ny ho vadiana hono ange betsaka fa ny ho rafozanina no tsy hay eh!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/shadow le 21/01/2004 01:11
17. donemaskit
(
20/01/2004 13:19)
ka mahaiza mitontona e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 21/01/2004 01:19
18. ikaretsaka
(
20/01/2004 13:53)
sarotra io y mazkita...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 21/01/2004 01:53
19. fijo
(
21/01/2004 09:52)
tandremo sao mihevotra ary e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 21/01/2004 09:52
20. donemaskit
(
21/01/2004 10:20)
asakasaky ny amortissement
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 21/01/2004 10:20