Manambady

21. xxx ( 21/01/2004 16:31)
ny mahagaga ahy dia mahita an'io phénomène io mintsy za @ manodidina fa ny vadiko indray dia tsy niova mihintsy na dia avy teraka aza. Tena milay !
22. ravatorano ( 21/01/2004 16:43)
matoa marina izy matavy dé tsara karakara tokoa ary tia menaka
hafa kosa lé efa vahana mahia foana na dia omena huile de foie de morue aza.
izy milamitsaiakoa mahazo aina vetivety
23. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:48)
ko mety tsy misy ataon'ny vadin'i laisany afa tsy ny mpiana sy fahanana ambony sy abany ao an-trano angamba dia lasa miraikitra @ vatana ny menaka ko
24. shadow ( 21/01/2004 13:01)
Iny indray no tsy hitako! de aôna ny kolesterola @'zany?
25. rinakely1 ( 21/01/2004 15:23)
aza de atao an'izany kosany lé vevavy e?
26. fijo ( 22/01/2004 09:15)
ih,ih,ih.
27. ikaretsaka ( 22/01/2004 09:57)
ko zany ny mampatavy an'ireny ry rina an ompiana de voky ambony sy ambany ..dia tsy mikotrana dia miha matavy... ohatran'ianao mihinakanina tsy mikotrana ihany io...
28. shadow ( 22/01/2004 10:37)
Alao hajaina ny vevavy ry zalah ah! tsy ompina indray zany ry rina fa atao meuble de atao tsara kosoka isanandro
29. fijo ( 23/01/2004 09:07)
hajao kosa ny vehivavy ry zalahy a,tiavo izy rehetra
30. ravatorano ( 23/01/2004 20:29)
tsy ompiana amboniambany né ry lery fa nohon'ny fiadanatsaina no mahatonga an'izany é.
Izay miada-tsaina milamina ary mahazo aina dé matavy
31. jhouhlambout ( 23/01/2004 10:03)
Kanefa ny TSY miada-tsaina any Amerika dia matavy be daholo !?!
32. donemaskit ( 23/01/2004 11:04)
implication à sens unique io, l'inverse est fausse.
33. pitchou ( 23/01/2004 13:31)
ny any amerika indray kosa ry jhoulh angamba rehefa manambady rizalahy d mandeha manao baseball intsony fa mijery tele ary any ny fijerena tele mampatavy b satria miaraka @ popcorn foana
34. ikaretsaka ( 23/01/2004 13:50)
o Ry Jhoul an..za zao Aty amerika, miadan-tsaina nefa tsy matavy ..dia ahoana?
Za manao baseball ko. mijery tele sady miletra pop corn ...
35. jhouhlambout ( 23/01/2004 14:08)
ny tsy miadan-tsaina no dinihina eto...
36. ikaretsaka ( 24/01/2004 15:17)
ny olona teren'ny adin-tsaina sy tsy miadam-piainana az ano mahihy matetika ko
37. pitchou ( 24/01/2004 11:16)
ny an'i karetsaka izany lasa ko .... daholo izay oanina !
38. shadow ( 25/01/2004 19:04)
za nefa tsy miasy saina fa tsy mahazo aina
39. ikaretsaka ( 25/01/2004 12:51)
lainga lainga ry pitchou aloha fa aleoko zao e/// tsy mahazaka baolina eo tsony raha matavy oatra sy tsy mahavita longueur na terrain akory
40. pitchou ( 25/01/2004 17:43)
ka raha anaty melée v tsy hitsingidina fotsiny? hi,hi,hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0077