Manambady
43. fijo
(
28/01/2004 09:25)
ka ny kaly kosa aloha tsy azo ahena e,ny sport angaha no ezahana hitombo indray
44. pitchou
(
28/01/2004 16:57)
sady izao ange e! mahafinaritra ange ny lehilahy botabota e! raha remarquer-nareo ny vhv tia manafosafo ny kibon'ny lehilahy botabota! fa raha mahia le bandy tsy hita ze ho safosafona
