Ny fitiavana sy ny ray amand-dreny

1. shadow ( 16/01/2004 18:47)
Possible ve zany hoe refa raran'ny ray aman-dreny ny fiarahana de tokony ho tapahana fa mety ho ratsy fiafara?
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:15
2. moi ( 16/01/2004 09:57)
Misy ilay olona hiarahana mihitsy no tsy voany, misy kosa ilay ianareo miarakaraka sahady no olana, sao tsy vita ny fianarana.
Hadihadio tsara, fa tsy hoe rehefa manakana ny RAD dia ho ratsy fiafara izay, fa kosa ho sahirana ianareo roa !
3. jhouhlambout ( 16/01/2004 10:20)
Miss ny Rad mahalala ny mety @ zanany ka aleo ekena.
Fa refa tsy dakor @ Rad dia tokony hanana exuse Matanjaka sady misy porofo!
4. xxx ( 16/01/2004 10:25)
misy zany!fa refa misaraka @ilay ol enao ka tsy mahazo zay ilainao avy @RAR nao d anjary manenina sisa no azo atao!satry ny RAR refa miteny zay d tsy maintsy lé arahana!!zay no mahavoa ny ol @zao fiainana zao! refa ekena daol zavatra lazainy nefa en conséquences tsy mahazo valiny mahafa po ilay tanora d lasa mivarolavo!!
5. jhouhlambout ( 16/01/2004 10:51)
I XXX ve efa voan'izany?
6. xxx ( 16/01/2004 12:42)
efa voa matoa miteny e!nahazo lesona t@tsy nisy dikany!ka ba miteny ihany fa efa teo no nadalo!
7. shadow ( 16/01/2004 13:02)
Cas tena misy mantsy io exposer-ko ato io f tsy blagy de aleo manontany fa sô mijabaka.
8. xxx ( 16/01/2004 13:42)
ka efa hoe tsy blague anie io ry shadow fa tena mariné!!
9. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:01)
Raha izany aleo tsy ho fantatry ny Rad mihintsy ny fiarahana.
Ka manao izay mahazatra(anareo) izany hoe: mitantara lainga tsara lahatra...?...
10. donemaskit ( 16/01/2004 16:10)
Fa nahoana koa moa no tsy maintsy handaingana ny Rad? Fa nga tena tsisy maha-fianakaviana intsony ny ho tonga hatrany?
Amiko : raha efa lehibe lay olona, tsy manana droit ny hiteny @ zanany mihitsy izy hoe "ratsy io" na "tsy mety aminao io"... Efa tapitra tsinona ny théories, anjaran'ny zanany amizay no mampihatra izay noraisiny t@ anatry ny Rad.
11. donemaskit ( 16/01/2004 16:10)
Raha hiantehitra lava @ tenin'ny Rad koa dia.... mihevera tena!
12. xxx ( 16/01/2004 18:13)
ary ahonn zany ilay teny hoe"manaja ny RARnao"iny ra zany ry donemaskit!??

nefa injay misy RAR milaza fa aleo miteny marina na mandratra aza tso zay mifainty!d ahonn injay zany?
13. donemaskit ( 17/01/2004 09:45)
Hajao ny Rad-nao zany mifanaraka @ hoe : mianara tsara any am-pianarana, ampirimo ny trano, aza kamolahy, ... Sehatra hafa mihitsy ny fitiavana, vie privée zany e. En tant que tels, ny Rad koa dia tokony hanaja ny zanany, ary ny tsy fidikidirana @ histoires de coeur-ny dia fondamental ao anatin'izany.
14. hntsoa ( 17/01/2004 16:04)
Aza d tonga d manakiana ny RAD fa eritreretine tsara alo. tsy milay mantsy l mifainty foana @RAD sady mahatonga tsy fifampitokisana ko zany.Sao d olona amitaka ko no andigana eo ko votsodro eo
15. donemaskit ( 17/01/2004 10:23)
Za tsy nilaza hoe tokony hafenina aminy... Normalement - araka ny tenin'i Hntsoa - Tokony hisy confiance mutuelle eo @ Rad sy ny zanaka. Ary io confiance io indrindra no antony tsy tokony hidiran'ny Rad @ fiainan'ny zanany. Ary mbola io confiance io ihany koa no antony tsy tokony hanafenan'ny zanaka ny liaison-ny.
16. shadow ( 17/01/2004 11:01)
Le RAD anie tsy mety mikôpy mihiysy hoe tsy mety misaraka intsony le olo' anakiroa fa efa nahavita be eh§ Marina fa ilaina ny fanajana ny RAD fa amiko tsy misy antony hidirany eo @ fiainam-pitiavan'ny zanany fa matetika ny ataon'nyRAD no mandrava ny tokatrano ary tena marina izany; Nefa rafe milamina le fiarahana izy ireo no faly er`y mitantara @ olona hoe miadana arapanambadiana ny zanany
17. donemaskit ( 17/01/2004 11:11)
Ireny ilay Rad mafy loha... papa-coq sy maman-poule!
18. xxx ( 17/01/2004 11:53)
ny RAR anie tsy hita tsony zay tena ilainy marina²kokou!
injay²ny RAR mangataka confiance @zanany nefa ihany kou @ lafiiny ray tsy mahatoky!zany hoe tsy hita b ny ihany!!
19. donemaskit ( 17/01/2004 12:15)
Ataovy zay mety e....
20. rinakely1 ( 17/01/2004 15:13)
toa arakarakin'ny andrarana oln roa mifankatia voa maika izy miaraka fa asa aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8771