Ny fitiavana sy ny ray amand-dreny

21. donemaskit ( 17/01/2004 16:27)
zany mihitsy...!
22. xxx ( 17/01/2004 17:54)
marina mitsy zany rinakely an!! nefa refa tsy rarana injay d tsy manao!
23. shadow ( 18/01/2004 18:26)
Ny fahitako azy mety koa misy ol' efa noheritreretiny any hampiarahana @ zanany de le ol'tianjanay no lazaina fa izao sy izao. Za indray aloha tsy d'acc @ ireny tolorana vady ireny eh§ Aleoko manao môpera na moine.
24. donemaskit ( 18/01/2004 19:38)
Adala kosa zay hanaiky an'izany hoe "indro ny vadinao ry anaka".... Fa nga io fiainany intsony? Raha iny no tiany koa tsy vadiany irery any!
25. kally ( 18/01/2004 19:52)
Io indray rehefa tanteraka dia tsy maninona,raha kristianina ianao,tsy misy hatahoranao,rehefa neken'andriamanitra ka notanterahinareo teo anatrehan'Andriamanitra dia izay no zava-dehibe.
Fantatro fa misy ny tsy mpino eto hanakiana ny hevitro ,nefa izay no hanehoako azy!
26. donemaskit ( 18/01/2004 19:56)
Rehefa misy mifankatia... Dieu n'est pas loin.
27. shadow ( 19/01/2004 17:19)
Marina izany Radone sady A/tra tsy manasaraka olona mifankatia izany Izy ary nanao ny fitiavana ve hanasaraka ny efa miaraka
28. rinakely1 ( 19/01/2004 11:35)
zay mitsy fa adalan'zé misaraka any!
29. ari.malala ( 19/01/2004 13:30)
Raeehaf hainao ny maazava @ RAR nao tsy tokony hisy olana intsony, apetraka mazava tsara hoe izahay mifankatia ary mikasa an'izao sy izao... marina alo fa hoe tsy misy RAR hanolobato mafana ny zanany nefa anie misy koa RAR mivaro-janaka ê! hitany hoe tsotsotra tsy ao @ goût ny ilay olona na lahy io na vavy dia aratsiana ery! dia nefa indray raha mahatolotolotra ilay olona na mahababo azy ireo ny lango malefak'ilay olona dia raràna ilay zanany tsy hiaraka @ ilay olon-tiany, fa ny tena tsara alo de araka ny tenin'ny namana tery aloha hoe ankino @ Andriamanitra fa Izy no Fitiavana ê!
30. fijo ( 20/01/2004 11:26)
ny zanak'anabaviko dia io tantara io.tsy navelan'i dadany hiaraka izy sy ilay sipa.dia nataon'i lery bikina ilay sipa,dia vita mariage izy roa tamin' 17 janvier teo.dia nanontaniako ny baviko hoe dia ahoana.?valiny,"mahafinaritra ihany i kalakely ka".
raiso ao izay hitanao fa tsara fa zavanisy vao haingana io.
31. shadow ( 20/01/2004 11:04)
Ka mba ialana @ le zvt ôtsan'izay ange no mahatonga ny hoe aleo izy hiaraka fa refa voa ange ny RAR ihany no ho afa baraka ra misy ny pepin eh ko naninona izy ra navela hiaraka de aveo mijery ianao hoe mety sa tsy mety ny fiarahany?
32. fijo ( 21/01/2004 10:52)
io koa toa ny bonbon e,raha tsy nihinana tsy mahalala hoe mamy io,ary rehefa nihinana tsy te hijanona intsony.ny hany fanafody dia ny famerana ilay fihinanany bonbon.
33. shadow ( 21/01/2004 13:03)
Kay ve izy io hôtran'"zany eh ! ka raha marary nify indray de ahona sa esorina?
34. rinakely1 ( 21/01/2004 15:12)
aza esorina fa avelao loa aho e!
35. fijo ( 22/01/2004 10:38)
tsaboina
36. rinakely1 ( 22/01/2004 11:53)
i fijo zany hono vonona ny hitsabo azy e!
37. fijo ( 23/01/2004 09:53)
ny ahy ny cliente ihany no tsaboiko,ary ny vidin'ny fitsaboana dia roaalina
38. rinakely1 ( 11/02/2004 13:15)
aleo zany @ manaraka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4976