Anciens ISPM
1. rantom
(
19/01/2004 11:01)
Pour tous nous retrouver,
Adresses e-mail du groupe
Envoyer un message : anciens_ISPM@yahoogroupes.fr
S'inscrire : anciens_ISPM-subscribe@yahoogroupes.fr
Désinscription : anciens_ISPM-unsubscribe@yahoogroupes.fr
Fondateur de la liste : anciens_ISPM-owner@yahoogroupes.fr

novalian'i hifaliana ny 28/11/2014 12:05
3. tia_ery
(
19/01/2004 11:50)
Zay 'zany no tiany ko ataonao ahoana.
Aty amiko re mandeha fa zà sady tsy ancien no tsy ho nouveau ah!!!
Sôtra eh!

7. xxx
(
21/01/2004 17:31)
manao ahoana daholo ianareo !!
Tsy dia azoko loatra ilay hoe "zany mintss e!!! " !! tsy voatery hoe "te ahalala ny rehetra " izay vao afaka mandefa hafatra toy itony ny namana sasany , ary angamba ilay hafatra tsy nisy teny ratsy na hoe inona ka nataon'ny zsasany hoe 'ISPM nareo any ?' tsy hoe ancien ispm akory izaho fa ohatra ny nanafi-tohina ihany namaky ireo valiny ireo. Tsy zara aza ve misy an'itony forum itony mba ahafahana mampita hevitra sns...
farany , ohatra ny mialona ISPM angamba io olona iray io ve sa ahoana???? miala-tsiny e

8. tonah
(
21/01/2004 18:45)
Marina mihitsy ny anao Tompoko. Hita izao fa tsy tia an' ny ISPM tsotra izao ilay olona io le aza ah!
Fa na izany aza tsy azoko ilay hoe adiresy email groupe. Ary hanaovana inona ilay izy..

9. fijo
(
22/01/2004 11:25)
mifamela e.diso izy,dia tohizo ilay hafatra.fa tsy mbola misy namaly ilay fanontaniako.
10. xxx
(
22/01/2004 19:28)
ISPM=Institut Superieur Polytechnique de Madagascar
Te hifankahita @ anciens ao angamba rantom

11. hery
(
22/01/2004 20:24)
Ah
Izay no tokony natao tery amin'ny voalohany indrindra.
Tokony natao hoe : Mitady ancien ao amin'ny ISPM (Instit...) dia atao ery ambanimbany ilay adiresy be dia be... satria lasa PUB ilay izy... .

12. fijo
(
23/01/2004 11:09)
misaotra ilay namaly e.izay vao hazoko.ary toa hoe vao nankalaza ny faha 10 taonany izy io.vao haingana ve izany.
13. samoina
(
23/01/2004 13:43)
Kilalaon-tsaina ve ny ISPM sa inona tsara moa ? Samy maminavina ny dikan'io izany ? Izao ary ny ahy:
ISPM = Ilay Saka Poritra Mafy.
Izay ve no izy Rantom ?
ISPM = Ilay Saka Poritra Mafy.
Izay ve no izy Rantom ?