misy jôba tiako ato
1. mozart
(
17/01/2004 17:21)
Mba ampio za fa misy sipa tiako ato @ namana ato fa tsy haiko izy na tia na tsia nefa zahay mba mifanoratra ihany!toroy hevitra za hoe inon'ataoko ,mafy zalahy rehefa tena tia an!!!
répondu par anadriantsoa le 19/10/2010 15:02
2. ikaretsaka
(
18/01/2004 11:27)
Teneno azy ra mozart an.. ohatran'ny manao baolina ihany io e.. ze mitifitra ihany no mahafaty
4. shadow
(
18/01/2004 18:51)
Andramo aloha ry namana fa tsy nisy nangataka voatehamaina izany fa refa tsy mety ve tsy mitady hafa indray sao koa le ol' efa mana ny ol' tiany ka ho voa roa ôtran' dakam-boriky eo ny nalaina tsy azo ny tena nefa mangana.
5. donemaskit
(
18/01/2004 17:08)
refa tsy tafiditra ny baolina dia alaivo ny rebond dia anaovy claquette dunk!
6. kitjo
(
19/01/2004 10:37)
tsy ho fantatrao @ firesany koa ve oe mba any ihany izy na tsy ao mihitsy e.
Refa tsy hainao tonga d teneno ko.
Refa tsy hainao tonga d teneno ko.
8. toupy
(
19/01/2004 14:33)
iza no anaran izany jo tianao izany? manoro hevitra fotsiny aho tonga de teneno hoe je t aime fotsiny e
11. hendry
(
20/01/2004 15:25)
andray kosa ry tiem, inona ary zany resakao zany? ny tsara @ mozart anie mety tsy tsara aminao e.
14. vindy
(
21/01/2004 14:20)
tonga dia teneno hoe " TIAKO IANAO" na koa hoe "JE T'AIME". Farafaharatsiny amin'izay mba fantany hoe efa nitory fitiavana elah. de fantany koa izay ampon'lah ao.
tiem>tsy misy Joba ratsy zany eto @ namana serasera eh
tiem>tsy misy Joba ratsy zany eto @ namana serasera eh
17. mozart
(
22/01/2004 16:59)
fiangonana Analakely?za ange l'tyh aty Ambohipo no mipetraka e!juste maka 129 de tonga
18. ikaretsaka
(
22/01/2004 17:58)
Rinakely toa efa misy tompony ra mozart... tsy za aloha fa aza matahotra a..za keretsaka..manao gardien fotsiny
