misy jôba tiako ato
21. ikaretsaka
(
22/01/2004 18:16)
za tsy miditra lalina manko ramazikita an... eo antampoketsa ihany raha joban'ny akama
24. mazely
(
24/01/2004 18:11)
omeo fotoana izy dia eo mahita azy e!na atony fotsiny izy dia resaho am-panajana fa ahazo valiny mahafa-po ianao.
27. mozart
(
29/01/2004 13:15)
misaotra betsaka e!!de mivavaha ho ahy mba hahomby za eo ampangatahana ny valiny avy @ rinakely e!!!zay ry rinakely mba henoy ny hetahetan'ny bandy e!!!
29. mozart
(
30/01/2004 10:30)
hitondra rano hanala hetaheta tsy maninona kah!!!fa raha afo handoro aza entina aty a!!!
31. malalatiana
(
05/02/2004 15:05)
fa maninona mozart no manotany anay!!! avelao ny fon'ialahy hiteny de mande ho azy io!
azakivy e!
azakivy e!
33. mozart
(
06/02/2004 09:59)
dia raha tsy hita intsony izy dia ny fokoo manembona azy foana e!!!!
ao ihany koa anie i Ambre tiako ihany koa fa tsy haiko raha mba mitempo ho ahy ny fony na tsia e!
ao ihany koa anie i Ambre tiako ihany koa fa tsy haiko raha mba mitempo ho ahy ny fony na tsia e!
34. ikaretsaka
(
07/02/2004 12:06)
ahotsakontsany tsar arehefa manao tsaokalentika de mitempo aby ze tokony hitempo e
37. six
(
24/02/2004 18:34)
rehefa mbola ao koa i Ambre dia tonga dia tsory aminy e, i rinakely1 zany efa tsita tsony!
38. igliky
(
11/03/2004 15:40)
izao lesy ny fika an:
- angataho aminy ny n° telefaonina
- antsoy isan'andro izy
- hiresaho ela be, handanio telecarte amin'ny 25 unités
- fantaro ny momba azy, izay zavatra tiany
- manaova fotoana aminy (par n'importe quel moyen)
- dia izay

40. ravatorano
(
24/03/2004 20:19)
nanambady fakomaly i rinakely1
zà nahaozo vitation fa de miala tsiny lessy ry akamako milay ah
zà nahaozo vitation fa de miala tsiny lessy ry akamako milay ah