misy tsara ve ato
1. xxx
(
18/01/2004 14:43)
misy tovolahy mitady tovovavy tsara tarehy
répondu par fijo le 12/02/2004 11:04
4. shadow
(
19/01/2004 17:14)
Angah i fetra sarin' ann' sa sody mandeha à lasantsy no mandeha @ gazoil?
8. fijo
(
20/01/2004 10:51)
asaivo mijery sary izy dia manoratra any amin'izay tiany e.maro ny tsara ao.
9. pitchou
(
20/01/2004 17:52)
préciser-o kosa aloha hoe tsara tarehy koa ve ilay tovolahy sa nôfa be e!
12. pitchou
(
21/01/2004 13:57)
hay i mahaleo? d maninona izao raha tonga dia napetraka ny anarana? jereo marina ao @ sarin'ny namana ao fa ao be tovovavy manja koa e! gasy angaha lany manja izany mihitsy?
19. rlcj
(
23/01/2004 16:44)
le sary tsy azo apetraka fa mahamenatra b ny anay ko,tena ratsy tare b tena ratsy tena ratsy,tsy fampiseho masoandro nge ny sariko e
20. donemaskit
(
23/01/2004 09:33)
Tsy maninona zany ry Rlcj a ; ny habetsahan'ny olona anie mahita azy ho ratsy tarehy avokoa e.
