misy tsara ve ato
1. xxx
(
18/01/2004 14:43)
misy tovolahy mitady tovovavy tsara tarehy
répondu par fijo le 12/02/2004 11:04
2. kally
(
18/01/2004 14:53)
Atsy amin'ny antson'ny fo mandeha dia mora mahita!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kally le 19/01/2004 02:53
3. fetra
(
18/01/2004 15:33)
enao ve mitady vevavy nefa zah mba beau goss ihany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fetra le 19/01/2004 03:33
4. shadow
(
19/01/2004 17:14)
Angah i fetra sarin' ann' sa sody mandeha à lasantsy no mandeha @ gazoil?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/shadow le 19/01/2004 17:14
5. rinakely1
(
19/01/2004 10:47)
mande @ pétrole mitsy mgambany izy io kou!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 19/01/2004 22:47
6. ikaretsaka
(
19/01/2004 12:31)
mandeha @ allumage par les filles angamba no marimarina kokoa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/01/2004 00:31
7. xxx
(
19/01/2004 14:04)
mba ataovy serieux eh mitady izy io
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 20/01/2004 02:04
8. fijo
(
20/01/2004 10:51)
asaivo mijery sary izy dia manoratra any amin'izay tiany e.maro ny tsara ao.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 20/01/2004 10:51
9. pitchou
(
20/01/2004 17:52)
préciser-o kosa aloha hoe tsara tarehy koa ve ilay tovolahy sa nôfa be e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 21/01/2004 05:52
10. fijo
(
21/01/2004 10:36)
nofa ahoana kosa ary izy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 21/01/2004 10:36
11. mahaleo
(
21/01/2004 10:59)
misy sariny ao @profil mahaleo ny anarany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mahaleo le 21/01/2004 22:59
12. pitchou
(
21/01/2004 13:57)
hay i mahaleo? d maninona izao raha tonga dia napetraka ny anarana? jereo marina ao @ sarin'ny namana ao fa ao be tovovavy manja koa e! gasy angaha lany manja izany mihitsy?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 22/01/2004 01:57
13. rinakely1
(
21/01/2004 15:07)
zay manko!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 22/01/2004 03:07
14. fijo
(
22/01/2004 10:06)
ny ahy tiako daholo,izay tia ahy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 22/01/2004 10:06
15. ikaretsaka
(
22/01/2004 16:07)
ary izay tsy tian'ialahy ? hihihihi
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 22/01/2004 16:07
16. rinakely1
(
22/01/2004 11:26)
d tina fona kou e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 22/01/2004 23:26
17. mahaleo
(
22/01/2004 14:17)
alefaso ary ny sarinareo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mahaleo le 23/01/2004 02:17
18. fijo
(
23/01/2004 09:45)
izay tsy tia mandeha fa ny tia avy e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 23/01/2004 09:45
19. rlcj
(
23/01/2004 16:44)
le sary tsy azo apetraka fa mahamenatra b ny anay ko,tena ratsy tare b tena ratsy tena ratsy,tsy fampiseho masoandro nge ny sariko e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rlcj le 23/01/2004 16:44
20. donemaskit
(
23/01/2004 09:33)
Tsy maninona zany ry Rlcj a ; ny habetsahan'ny olona anie mahita azy ho ratsy tarehy avokoa e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 23/01/2004 21:33