misy tsara ve ato
25. pitchou
(
23/01/2004 12:49)
ie! ny sarin'ny tovovavy ihany moa izany no ilainao sa ny an'ireo tovolahy rehetra ireo ko?
26. kally
(
23/01/2004 17:46)
Ka raha tsy fampiseho masoandro ny sarin'i rlcj,ianao koa izany tsy miseho masoandro?
Alefaso fa tsy misy masoandro izany ato fa anaty trano ange no hijerevana azy avy eto e!
Alefaso fa tsy misy masoandro izany ato fa anaty trano ange no hijerevana azy avy eto e!
