Fitiavana hafahafa
1. xxx
(
18/01/2004 15:36)
refa mila ahy izy de mitady ahy
refa tsy hitany aho de malahelou izy nefa izy tsy tia ahy hozizy
mandainga ve izy @ zany
refa tsy hitany aho de malahelou izy nefa izy tsy tia ahy hozizy
mandainga ve izy @ zany
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:10
3. kally
(
18/01/2004 19:43)
Mety tia izy fa matahotra ny hijaly dia minia milaza amin'ny tenany(sy aminao mba handreseny lahatra ny tenany),fa tsy tiany ianao.
4. donemaskit
(
18/01/2004 19:49)
Raha tena hitan'elah fa malahelo tokoa izy... mety io an'i Kally io no marina.
7. rinakely1
(
19/01/2004 10:46)
sady d androso izy no te hihemotra zany! mbola misalasala fa andraso refa any aoriana we raha mba miova ny fihetsiny
10. fijo
(
20/01/2004 10:48)
io voalazan'i kally io no marina.tena tia izy,fa mody mitsapa.io ilay atao hoe maka toky.
11. mity
(
20/01/2004 17:38)
Ekeko fa ilaina ihany le hoe mitsapa fa rehefa lava reny le izy de ataoko fa tsy tena fitiavana kosa angamba zany fa filambanony fotsiny izao.
17. fijo
(
22/01/2004 10:01)
sady manontany no mihinana ihany.mody lazaina fa ratsy,nefa ny tena manampy.ny antony ,mba tsy hijerevany hafa intsony.
19. hendry
(
22/01/2004 12:27)
Rehefa mila lay tadiaviny any aminao izy dia tonga, rehefa nahazo izy dia miala, rehefa manimanina ndray dia tonga, tsy mahagaga zany. Tsy tia izy fa misy ilay ilainy fotsiny any. Sambatra izy misy olona afaka anaovany zany.
