gvt vaovao sy ny LF 2004

1. xxx ( 08/01/2004 20:26)
Zon'ny filoha ny manova ny Praim na ny ministra hiara miasa anaminy rehfa hitany fa tsy mahavoa na tsy mitovy hevitra anaminy tsony araky ny lalampanorenana.
Fa vaovao tokoa ve ireo ministra ireo.Mpitantana raharaha ambony eto amin'ny firenena dhl ihany anie ireo fa tsy ministra fotsiny é !
Antenaina fa hahomby amin'ny asany ry zareo ary dia irariana mafy izany.
Mitsitsy vola tokoa v ny nanenana ny isany nefa toa be ihany anio ny vola ao amin'ny LF 2004 ao é.
Hampiasana ahanaovana inn ary ny ambiny satria rehefa mihena ny ministera dia mihena koa ny vola lanin'ny fanjakana.
Raha nivoaka ny LF 2004 dia mbola lé 20 mihotra ny ministera.Efa lany izy iny izao ka tokony hisy izany ny LFR mba hanamboarana indray ny fitsinjarana izany fandaniana izany.Rehefa voatendry ny minisitra vaovao dia matetika miova dhl ny manodidina azy.Ny fanafainganana an'izany izao no tokony hatrehen-dry zareo raha hanao ny fanovana izy satria mampitarazoka ny asa tokony handeha izany satria lé tompo-toerana taloha tsy afaka manapa kevitra tsonny fa dia miandry ny abrogation-ny fotsiny hany ka ny rahrha andavan'andro sisa no ataony .
Mila "rapide" koa izany ny fanendrena izay hanodidina ireo ministra vaovao ireo.Ny durable kalongany tsy hisy mihitsiny é !

2. rasese ( 08/01/2004 10:34)
tsy vaovao ireo fa olona tao ambanin'ireo minsitra teo aloha ihany ary ny mapalehelo dia nisy nafindra toerana fotsiny ka asa na mety izany naahona fa ho hitantsika eo iahany ao koa ireo tsy dia hita @ cv-ny loatra ny asa toerana nomena azy oh: ny min PTT
Prefet de region teo aloha dia ho hita eo ihany e!!!
3. xxx ( 08/01/2004 15:16)
Raha izao hoa ny mitohy dia ho lasa minisitry ny fitaterana ko any mpanao kiraro... mihomehy ianareo fa mety hiafara amin'izany io an
4. kally ( 09/01/2004 16:53)
Tsy olana izany fa ny vokatry ny asany no aleo ho jerena raha mahavoa tokoa!
5. hery ( 10/01/2004 09:31)
Fa angaha tsy fitaterana olona (euhhh) ny kiraro?
Tadidiko tsara fa nisy ilay governemanta nalaza ho teknisiana (matihanina) kanefa tô noverezin'ny politika rehefa avy eo.
6. adamilus3a ( 12/01/2004 11:40)
midika zany fa sady mahay politika no mahay teknika no ilaina.
na mitady asa tsotra aza ohatra de technico-commercialno ilain'ny mpanana zany oe sady mahay mivaritra ampitsanganana no mahay technika ampipetrahana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484