Mifangaro ny resaka!

1. donemaskit ( 10/01/2004 19:26)
Asa raha izaho irery no mahita an'io fa tsy milahatra chronologiquement intsony ilay resaka!
Misy hafatra lasa any @ lohahevitra hafa mihitsy aza!
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:53
2. donemaskit ( 10/01/2004 19:35)
Tena misy olana Hery a!
3. hery ( 11/01/2004 20:17)
Euh vita ve?
4. hery ( 11/01/2004 20:18)
Nisy tsy nety teo fa miala tsiny. :)
mbola misy ahitsy kely koa io... Ordinatera samihafa no nampiasaiko dia adinoko ny nanao ny synchronisation nony niverina avy any Frantsa. :)
5. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:08)
tsss fanina ny peuple.. hay annaovan-ndry hery double jeu :)
6. hery ( 11/01/2004 19:51)
:)
Ka nénà ho'a zà ihany no manoratra ny modules rehetra dia indraindray aho very rehefa tsy mijery tsara hoe aiza ny version farany. :)
Tena overwritten ilay fichier iray dia tsy tadidiko ny modification tamin'ilay version farany indrindra :)
7. fijo ( 28/01/2004 11:53)
an,an,aza mankaty frantsa intsony i hery,fa lasa very .dia miahaka eto ny pokona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2089