ALERTES

1. mouvoka ( 11/01/2004 20:14)
Androany aho isaky ny hanokatra ny http://namana.serasera.org dia misy fenetre de telechargement mitranga. Hono ho aho ry Webmaster, misy virus ve ny tanana ???
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:20
2. hery ( 11/01/2004 16:28)
Mahita an'izany ve ny olona?
Zà zao avy nanokatra http://namana.Serasera.org imbedabe fa tsy mahita an'izany fenetre de téléchargement izany...
Sao dia mba misy tsy mety ny ordinateran'i Mouvoka?
3. donemaskit ( 11/01/2004 16:35)
za koa lo tsy nahita e
4. xxx ( 12/01/2004 20:23)
misy akama @sujet iray fa mahita virus ny norton lery.tandremo sao misy misompatra ny ny seraserantsika ry hery
5. hery ( 12/01/2004 10:28)
ok merci xxxxxx
averiko indray fa ny serasera.org dia tsy misy afaka mametraka virus (raha tsy hoe izaho mihitsy).
Ny olana ao amin'ilay sujet iray atsy ambadika dia resaka fihainoana hira... izay manokatra port 9000.
6. ikaretsaka ( 12/01/2004 16:20)
sao dia nareo samy any ananonanona any o mahita kle za aloha tsy mahita mi download izany e . mailomailo ihany anefa
7. donemaskit ( 13/01/2004 16:42)
za androany nahita fenêtre-na téléchargement t@ nanokatra ny serasera... marihina fa site pr adultes no nipoitra niaraka taminy!
8. fijo ( 14/01/2004 16:54)
mbola tsy nahita izany aloha ny aty e.
9. ikaretsaka ( 14/01/2004 17:12)
hmmm hafa indray izany... za aloha tsy mahita e.. sao kosa ary nareo nikitika ny tsy fikitika? dia adultes maninona no hitan'ialahy tao ry Mazkita...
10. booboo ( 30/06/2004 13:20)
:) tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0828