mitady titre hira

1. neo ( 07/01/2004 16:39)
Sali daholo, misy hira milay ray zay mba tiako ho fantatra ny titra, henoko @radio foana fa tsy lazain-zareo mihintsy ny titre: hoatran' izao ny fiantombohany:
"Ity hirako ity, dia hatolotr' ho anao,
Atsiarovanao ny anarako ...."
Avy eo tsy tadidiko intsony. Misaotra e!
novalian'i neo ny 16/01/2004 15:13
2. hery ( 08/01/2004 10:54)
Mandehana ao amin'ny

http://tononkira.serasera.org dia tadiavo ilay hoe Ity hirako ity
tonga dia ho hitanao ao ny tonon'ilay hiran'i Aloma io

Merci
3. neo ( 16/01/2004 15:13)
Hay ve io ihany ny titre, averiko fa zavatr' hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1237