vinanto-doza, rafozana tsy vanona...

1. isrine ( 07/01/2004 18:41)
Maninona no matetika tsy mifankahazo ny vinanto sy ny rafozana e?
novalian'i fijo ny 27/01/2004 16:30
2. ikaretsaka ( 07/01/2004 18:49)
Eha hatramin'izay io ry isrine an..
3. ikaretsaka ( 07/01/2004 18:50)
Eha hatramin'izay io ry isrine an..
4. fijo ( 08/01/2004 20:04)
resaka fitiavana,tsy mitovy io.samy tia olona iray,fa samy te ho tena tompony koa.tsy te hifandefitra.amin'ny lehilahy io tsy dia misy firy.
5. ikaretsaka ( 08/01/2004 20:16)
@ lehilahy ilay izy lasa tian'ilay renin-drazazavavy ilay bandy vadin-janany matetika ko!
6. fijo ( 08/01/2004 09:16)
marina io
7. rniaina ( 08/01/2004 17:27)
de rain-drazazalahy lasa tia lay sipa vadin-janany???
8. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:09)
iny indray tsy voatery
9. lema ( 08/01/2004 13:37)
efa fombandrazana izany
10. ikaretsaka ( 08/01/2004 15:57)
izany mihitsy ry lema
11. fijo ( 08/01/2004 18:26)
isika mianakavy hiany io e.
12. fijo ( 08/01/2004 18:26)
morobilany ka iray miodidina.
13. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:56)
morombilany ka samy mahita ny sotro mangarona ny fiteny ra fijo an
14. isrine ( 08/01/2004 19:07)
zany ve ry zareo?
15. ikaretsaka ( 08/01/2004 19:33)
rehefa mahay mandamina sy mahay diplomatie amin'ny ny "renin'ny ankizy" ianao dia tsy hanana olana ka
16. rinakely1 ( 09/01/2004 11:08)
raha oln mora miakatra aloha enao d hoazan'ny rafozana foana ,na oln ratsy toetra e! fa refa hitany we mahakaraka ny zanany kosany v inn moa ny asian'ny olana!
17. xxx ( 09/01/2004 12:35)
sali daholy an! ny rafozana tsy maintsy saropiaro @ zanany satria azy iny vao antsika ko !
mahay mapiasa diplomatie fotsiny mba hitiavany anareo ny manao izay hitiavany anao izany satria hiditra tsinonako hihihi
18. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:18)
fa mora kokoa ny finamanan'ilay Vinanto lahy sy Rafozambavy noho ilay vinanto vavy sy rafozambavy an.... tsy tsapanareo ve?
19. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:19)
fa mora kokoa ny finamanan'ilay Vinanto lahy sy Rafozambavy noho ilay vinanto vavy sy rafozambavy an.... tsy tsapanareo ve?
20. rinakely1 ( 10/01/2004 10:49)
marina ny teninao ry ikaretsaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6445