vinanto-doza, rafozana tsy vanona...
21. kally
(
10/01/2004 11:45)
Aza mifampitakosinkosina fa samia any an-tranony any dia vita e!rehefa ratsy ny fifaneraserana dia mahaiza miala lavidavitra .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 10/01/2004 23:45
22. xxx
(
10/01/2004 14:09)
Efa manambady daholo ve ianareo miresaka ireo sa dia mitsara fahatany be fotsiny e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/01/2004 02:09
24. ikaretsaka
(
10/01/2004 14:48)
ie..misy mompera ilay mitsara... misy rafozana ..misy vinanto ry X an
25. mozart
(
10/01/2004 16:46)
za tsy manambady fa raha ny rafozako no masiaka de omeko ny kôzy hoe: aleo ny bandy haka saina miaraka @maina e!!de refa avy eo tsika mifanazava ,na za hitaraina na samy rava maina e!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mozart ny 11/01/2004 04:46
26. xxx
(
11/01/2004 10:24)
za alo umbola tsy manambady fa matetika kosa anie le vinantovavy mitapitapy eh, misy tena flagrant be zao hoe entiny @ sangany a 100% mihitsy le vadiny, de rehefa tsy faly @ iny ilay rafozambavy de lazaina hoe rafozana tsy vanona, nefa hita izao fa le sipa no te hidomine tanteraka, le BANDY KOU MOU MATETIKA DISO SOFT LOATRA, ny sasany izany eo imaso imaso eo hoe ANTSOY ETO IMASOKO ETO NY SIPANAO TALOU REHETRA DIA LAZAO ETO IMASOKO HOE TSY TIA ANAREO INTSONY ZA, de raha bandy normale sy manana ny maha lehilahy azy ve de hanaiky izany, de na rafozana tsara fanahy oh@ inona aza ve de hahatanty hijery ny zanany lahy atao izany.......
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/01/2004 10:24
27. ikaretsaka
(
11/01/2004 15:42)
misy aloha sipa miteniteny foana e...
mitapitapy dans tout les sens mihitsy fa efa hita fa enao no miaraka @ ilay bandy ko inona ihany? tia tena tsss.. tsy fitiavana ny fahasarotampiaro ange fa fitiavantena e... anah de anah de anah de ny amiko de ny momba anah!
fa ny tena vendrana dans toute l'histoire koa dia ilay bandy soft @ ze capricen'ilay sipa ... dia mbola mitapitapy manaiky ze ataony... rehefa mila voatsihary lety asaivo mitelina ny voniny an!

28. ikaretsaka

29. xxx
(
11/01/2004 11:05)
tena marina ny anao ry ikaretsaka, betsaka mihitsy ny sipa nomiteniteny foana, tsy secure kou izy no tena marina eh, fa tena mampalahelo fa betsaka ny lehilahy tena vendrana manaiky na dia zavatra tsy tokony ekena aza, amiko zany alou tsy lehilahy eh, aleo ataoko hoe sarimbavy....
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/01/2004 23:05
30. kally
(
11/01/2004 12:21)
Misy daholo ireo voalaza eo ambony ireo fa betsaka koa ny lehilahy maivan-doha.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 12/01/2004 00:21
31. ikaretsaka
(
11/01/2004 14:12)
samy tsy equilibre izany ko.. ilay sipa tsy dia equilibree dia ilay bandy mieritreritra hoe ny fanarahana ambokony ilay sipa no ahitanyny equilibre ny nefa vao mainka pire
32. ary
(
12/01/2004 19:55)
Ho ahy lehiretsy dia izao fotsny ah: rehefa manana tokan-trano ianao dia ao no fiainanao, NY TOKAN-TRANO TSY AHAHAKA, ny mahatonaga ny rafozana maka partie anie dia mahalala zavatra avy @ zanany izy eee! ka ilay zanaka dia tokony hiezaka hamaha ny olana rehetra misy ao an-tokan-tranony, raha tsy hoe tena pb tena tsy azo anoharana angaha, nefa matoa ianao manana tokan-trano dia efa olon-dehibe natao hahazaka izay zava-mitranga ao. Ka raha vao misy olon-kafa tafiditra ao dia tsarovy zay fa ho lo simba io tokan-tranonao io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ary ny 12/01/2004 19:55
33. fijo
(
13/01/2004 09:27)
i ary angamba no tena mahafehy ny fandehany momba ny tokan trano.nefa dia zava misy ary marina daholo koa ireo voalaza eo ambony ireo,koa mievera tsara ary izay hanambady,fa ady koa ny ao an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 09:27
34. ikaretsaka
(
13/01/2004 13:50)
communication communication ihany ny ady eo e... carte sur table fa tsy misy ankiaritra trefle dia mety io
35. fijo
(
14/01/2004 20:38)
matetika anefa vao miha miady avy eo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 14/01/2004 08:38
36. ikaretsaka
(
14/01/2004 13:40)
raha hiady ihany aleo miady miseho fiadiana toy izay il dia gidra vao manao ampamoaka...miady manafina ny nokobonina ao ko bombe atomique io @ izayay
37. ikaretsaka
(
14/01/2004 13:41)
raha hiady ihany aleo miady miseho fiadiana toy izay il dia gidra vao manao ampamoaka...miady manafina ny nokobonina ao ko bombe atomique io @ izayay
38. fijo
(
15/01/2004 20:43)
marina koa aloha izay,fa isika gasy ve maro no manana io toetra io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 08:43
39. ikaretsaka
(
15/01/2004 09:48)
ny ahy ny principe ko aloha avoako ny basy e aboahay ny airbags ... ka hanano sa tsy hanano! tchy anao.. samy vita uaba... hanano ..tairo ary ko
40. ikaretsaka
(
15/01/2004 15:28)
io no arak'ilay fitenyhoe sangisangy 1 andalana fa ny nonon-drafozana tsy fikitika.... hadihadio!