vinanto-doza, rafozana tsy vanona...
41. ravatorano
(
15/01/2004 20:31)
tsisy izany vinaton-doza sy rafozana tsy vanona iany rehefa mahay mifampiresak tsar ry zareo mianaka.
Mahagaga dia ny samy vevavy no sarotra alamina rehefa misy ny blèm.Ny rafozan-dah matetika miaraka mirevy amin'ilay vinantony dé tsisy ny olana fa mifanakaiky ny revy.Fany vinanto vavy sy ny rafozam bavy : tsaitsaitsay !!!!!
aoka fotsiny indrindra fa lé samy mahay vava izay an ! nefa anie dia tokony resaka mra alamina no matetika mampifamaly an dry zareo é , dé mifanozona,tsy mifampiditra antrano dé le kôfa no mahazo loza na amin'ny ankilany na amin'ny andaniny !

42. xxx
(
15/01/2004 18:53)
Ka resaka fahasarotam-piaro no tena fototra iaingan'io zavatra rehetra io e! Ny Rafozam-bavy sy ny Vinato vavy no tena tsy laitra raha hifanjinja an!
Ny Rafozam-bavy tsy mahazaka hoe izy no nikarakara sy naha lehibe le Bandy nefa le Sipa vadiny no mitavana ny Mamy rehetra..... Dia le ravinato injay mametraka ny hoe efa vadiko io efa aty am tokatranonay dia efa za zao no numéro 1 ka aza manelingelina sns !
Fa Le vevavy mintsy oa no tena compliqué! rarement izany mahita rafozan-dahy sy Vinatolahy tsy mifankahazo izany! tena mba mieritrereta mintsy ianareo vevavy ireo fa tsssss! Hita mintsy hoe ianareo no source naha tonga ny ratsy rehetra teto am tany ity hatram tao am saha edena marina e!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 06:53
43. fijo
(
15/01/2004 19:46)
no women no cry hoy ilay mpihira milay izay.tsy tongatonga foana io teny io.ahoana tokoa no mba fihevi trareo vehivavy ireto,fa tena avy aminareo foana anie ny olana e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 07:46
44. ikaretsaka
(
16/01/2004 20:12)
za sy ny Rafozako izao miara manao Boules sy manao baseball ..sa tsy iznay ra fijo?
45. mawashi
(
16/01/2004 15:52)
za kanefa tamin'ny niaraka tamin'olona d tia b ana daholo ny rafozako fa le kofa foana no fokasy!!!!
46. donemaskit
(
18/01/2004 13:11)
mampalahelo toi zany! Ny ahy koa tia ahy ny fianakams, fa ilay joba sirtou!
47. fijo
(
20/01/2004 09:34)
izay rakaretsaka.amin'tsika lehilahy anie dia mandeha hoazy io e.avy dia tompotrano rehefa tonga any aminy.fa vehivavy iza no sahy anao toa ny zanaka an trano?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 09:34
48. ikaretsaka
(
20/01/2004 10:11)
ny vevy sy ny rafozambavy aloha matetika guerre froide kely e... ramazkita an.. diniho hoe lety ny fireven'i maman'i laisany an'ilay sipan'ialahy sy ny fireven'ny maman'ilay sipan'ialahy an'ialahy ?
49. fijo
(
21/01/2004 09:20)
marina izany.tsy mitovy mihintsy io radone fa dinio tsara.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/01/2004 09:20
51. fijo
(
21/01/2004 19:31)
ny rafozan'ialahy dia matetika mifandray kokoa amin'ialahy.ary ialahy dia efa toa ny zanaka an trano(afatsy vazaha).fa ilay sipa kosa raha tonga any amin'alahy isany hoatra,ka avy dia hanokatra frigo,misy courant ratsy mandalo ao an trano.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 22/01/2004 07:31
53. fijo
(
23/01/2004 20:45)
radone a.isaky ny ilazana zavatra misy amin'ny fiainana ialahy,dia manaiky foana ny fahamarinany.izany hoe mino ialahy,fa efa niainanay ilay zavatra ary hainay.koa maninona ialahy no minia mikipy,rehefa resahana momba ny fitiavana?izafay anie wa tsy miteny sanatria hoe aza tia ilay olona e.fa milaza ny zavatra efa niainana.aza sosotra an.namana ialahy,ka torona.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 08:45
54. donemaskit
(
23/01/2004 20:59)
tsy tezitra ahy fa ohatra ny calquer-nareo @ fiainanareo zany daholo ny mitranga @ ahy.
Nanaiky an'io ambony io aho satria normal be hoe tsy mitovy ny fahitan'ny etsy sy ny eroa.
Nanaiky an'io ambony io aho satria normal be hoe tsy mitovy ny fahitan'ny etsy sy ny eroa.
55. ikaretsaka
(
23/01/2004 15:05)
ka jereo aloha mazkita fa na tsy miovy aza ny diainana... hitan'ialahy ihany... un homme averti =2
57. ikaretsaka
(
25/01/2004 16:49)
fa mba kopy ialahy am zay... tsy maintsy mijery ny jeux ny veteran ny rookie hono ... raha tsy izany tsy mi evolue ... hihihi
58. fijo
(
26/01/2004 19:52)
io izao dia tsara io lazain'ialahy io hoe"ho hitanay eo ihany"izany hoe miankina amin'izay hitranga,fa tsy hoe ialahy no hifehy izay rahampitso;
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/01/2004 07:52
60. fijo
(
27/01/2004 16:30)
izay no lazain'ialahy ko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/01/2004 16:30