vinanto-doza, rafozana tsy vanona...
1. isrine
(
07/01/2004 18:41)
Maninona no matetika tsy mifankahazo ny vinanto sy ny rafozana e?
novalian'i fijo ny 27/01/2004 16:30
4. fijo
(
08/01/2004 20:04)
resaka fitiavana,tsy mitovy io.samy tia olona iray,fa samy te ho tena tompony koa.tsy te hifandefitra.amin'ny lehilahy io tsy dia misy firy.
5. ikaretsaka
(
08/01/2004 20:16)
@ lehilahy ilay izy lasa tian'ilay renin-drazazavavy ilay bandy vadin-janany matetika ko!
13. ikaretsaka
(
08/01/2004 18:56)
morombilany ka samy mahita ny sotro mangarona ny fiteny ra fijo an
15. ikaretsaka
(
08/01/2004 19:33)
rehefa mahay mandamina sy mahay diplomatie amin'ny ny "renin'ny ankizy" ianao dia tsy hanana olana ka
16. rinakely1
(
09/01/2004 11:08)
raha oln mora miakatra aloha enao d hoazan'ny rafozana foana ,na oln ratsy toetra e! fa refa hitany we mahakaraka ny zanany kosany v inn moa ny asian'ny olana!
17. xxx
(
09/01/2004 12:35)
sali daholy an! ny rafozana tsy maintsy saropiaro @ zanany satria azy iny vao antsika ko !
mahay mapiasa diplomatie fotsiny mba hitiavany anareo ny manao izay hitiavany anao izany satria hiditra tsinonako hihihi
mahay mapiasa diplomatie fotsiny mba hitiavany anareo ny manao izay hitiavany anao izany satria hiditra tsinonako hihihi
18. ikaretsaka
(
09/01/2004 15:18)
fa mora kokoa ny finamanan'ilay Vinanto lahy sy Rafozambavy noho ilay vinanto vavy sy rafozambavy an.... tsy tsapanareo ve?
19. ikaretsaka
(
09/01/2004 15:19)
fa mora kokoa ny finamanan'ilay Vinanto lahy sy Rafozambavy noho ilay vinanto vavy sy rafozambavy an.... tsy tsapanareo ve?
